fkmsm,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

14 Sep , 2009  

Filazana manjo:

sosialy


« Miaraha miory amin’izay miory »

Amin’ny maha-iray antsika ao amin’i Tompo, noho ny fihavanana ary araka ny fampandrenesana avy amin’ny fianakaviana, dia mampandre antsika fa nodimandry ny « beau-père »-n’i Hoby.
Koa mangataka antsika ny hitondra am-bavaka hampahery  ny fianakaviana, indrindra fa i Maman’i Hoby.

Iangaviana isika hampita izao filazàna izao amin’ireo namana izay mety tsy tratra antso amin’ny mail.

Hampitaina amintsika tsy ho ela ny programa momba ny fanaovam-beloma farany  azy.

http://sosialy.fkmsm.ch

, , , , , , , , , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *