culte | fivavahana,fkmsm,g feminine | fanasina

01|02|15 Fotoam-pivavahana / Culte Fanasina [ #Genève – CH] à 14h

30 Jan , 2015  

Sampana vehivavy : Fanasina

 Fanasina 2015

Hisy fotoam-pivavahana izay karakarain’ny sampana vehivavy FANASINA [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 1 Febroary 2015 , amin’ny 2 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

Paroisse de la Servette
Avenue Wendt 55
Genève

Vaovao:
mail: fanasina [at] fkmsm.ch
web: http://fanasina.fkmsm.ch


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *