culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 06 mars 2016, 15:00, Servette (GE)

1 Mar , 2016  

« Aza mahafoy ny fiarahanareo mivavaka » Heb.10,25

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM. Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 6 marsa 2016 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

 

 

« N’abandonnons pas notre assemblée » Heb. 10,25

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM. Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 6 mars 2016 à 15h au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

 

La Team Seraweb

, , , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.