culte | fivavahana,fkmsm

27.03.16 @ 15h > Fotoam-pivavahana Paska / Célébration de Pâques, Ecublens (VD)

18 Mar , 2016  

« Fa Andriamanitra tsy naniraka ny Zanaka ho amin’izao tontolo izao hanameloka izao tontolo izao, fa mba hamonjeny izao tontolo izao.  » Jaona 3:17

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM. Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 27 marsa 2016 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

« Dieu, en effet, n’a pas envoyé son Fils dans le monde pour qu’il juge le monde, mais pour que le monde soit sauvé par lui.  » Jean 3:17

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM. Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 27 mars 2016 à 15h au Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

La Team Seraweb

, , , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *