culte | fivavahana,fkmsm,valihan'i jehovah

Fotoam-pivavahana / Célébration , 01 mai 2016, 15:00, Servette (GE)

26 Avr , 2016  

 

« Aza mahafoy ny fiarahanareo mivavaka » Heb.10,25

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra eto amin’ny FKMSM. Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 1 May 2016 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Hanohanana ny fikarakarana ny lasy @ Pentekosta dia misy tsaikitsaky hamidy aorianan’ny fotoam-pivavahana.

 Misaotra sahady antsika rehetra izay afaka mitondra tsakitsaky na fanohanana hafa koa.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

« N’abandonnons pas notre assemblée » Heb. 10,25

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM. Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 1er mai 2016 à 15h au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Il y aura une vente après le culte pour soutenir la réalisation de notre camp de pentecôte.

Merci pour votre généreux soutien en apportant des tsakitsaky ou en apportant d’autres dons.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

La Team Seraweb

,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *