culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 19 juin 2016, 15:00, Onex (GE)

14 Juin , 2016  

annonce 19juin2016

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-56 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny

Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina

 hiara- iombom-bavaka amin’ny

fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny

Alahady faha- 19 jona 2015 amin’ny 3ora tolakandro ao amin’ny

Église St-Martin

Route de Chancy, 122

1213 – Onex.

Manainga antsika mba hifampilaza sy hampandre ireo namana rehetra mpiray tanindrazana amintsika mba ho tonga maro,

« Raha misy iray na roa aminareo mivory amin’ny anarako dia eo afovoany aho… »

Misaotra antsika sahady amin’ny fahatongavantsika hiombom-bavaka ho an’ny tanindrazana, ny mpitondra sy ny vahoaka Malagasy.

A l’occasion de la Fête nationale, l’Ambassade de Madagascar en Suisse avec

toutes les églises malgaches et les associations malgaches ont le plaisir de vous inviter au :
Culte Œcuménique
Dimanche 19 juin 2016 à 15h
Paroisse Catholique
Église St-Martin
Route de Chancy, 122
1213 Onex

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

, , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.