culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana Fifohazana / Célébration, 03 juillet 2016, 15:00, Servette (GE)

29 Juin , 2016  

FatherSonDock - copie
« Koa dia mbola misy fitsaharana ho an’ny vahoakan’Andriamanitra, amin’ny andro fahafito. Fa izay tafiditra ao amin’ny fitsaharana voaoman’Andriamanitra, dia mitsahatra amin’ny asany tahaka ny nitsaharan’Andriamanitra tamin’ny Azy. Koa aoka isika hazoto hiditra ao amin’izany fitsaharana izany, mba tsy hisy amintsika ho voan’ny tsy fanekena tahaka an-dry zareo tany an-taniefitra fahiny. » 
Heb 4, 9-11 DIEM 
 
Manasa antsika indray ho avy hiaraka hivavaka ny Alahady ho avy izao eto amin’ny FKMSM. Ny Sampana Fifohazana no hitarika antsika amin’izany fiombonana izany. Manasa antsika hiaraka handray ny famelan-keloka, ny fankaherezana, ny fanantenana  ary ny fifaliana izay atolotrin’ny Tompo ho antsika.
 
Alahady 03 Jolay 2016
Amin’ny 3 ora
Fiangonana Servette Vieusseux
Avenue Wendt 55
1203 Genève
 
Dia manantena ny hihaona aminao am-pifaliana sy eo ambany fahasoavana’Andriamanitra!
 
 
« Il reste donc un repos de sabbat pour le peuple de Dieu. En effet, celui qui entre dans le repos de Dieu se repose lui aussi de son activité, tout comme Dieu s’est reposé de la sienne. Empressons-nous donc d’entrer dans ce repos afin que personne ne tombe en donnant le même exemple de désobéissance. » Heb 4,9-11 S21
 
Voici de nouveau le temps pour nous de prier ensemble à la FKMSM. Ce dimanche, c’est la section du Réveil qui nous conduira dans la célébration. C’est l’occasion pour nous de recevoir ensemble le pardon, l’encouragement, l’espérance et la joie que le Seigneur nous offre.
 
Dimanche 03 Juillet 2016
A 15 heures
A la Paroisse de Servette Vieusseux
Avenue Wendt 55
1203 Genève
Nous nous réjouissons de vous revoir et que les bénédictions de Dieu vous accompagne!

, ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.