nouvelles | vaovao,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

12 Juil , 2016  

Filazana manjo Mbola

« Efa niady ny ady tsara aho; nahatanteraka ny fihazakazahana aho; nitahiry ny finoana aho »

2 Timoty 4 : 7

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesana antsika fa

ny dadan’i Manitra, Mbola sy Miangalisoa ary Andry dia nodimandry ny 9 Jolay 2016.

Alefa amintsika ny faire-part ho fampandrenesana sy hiarahana mitondra am-bavaka hampahery ny fianakaviana.

Ny FKMSM dia miara-ory tanteraka ary mirary fiononana ho an’ny fianakaviana.

 

, ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *