détente | ala-voly,fkmsm,kermesse,projet | tetikasa,solidarité | sosialy

Misaotra sy mankasitraka Tompoko ! Avec tous nos remerciements !

12 Sep , 2016  

 

Am-pifaliana tokoa no isaoranay anareo eram-po sy eran-tsaina noho ny fanontronanareo anay tamin’ny sakafo izay nokarakarainay ho fanohanana ny tetikasan’ny Fiangonana FKMSM any Madagasikara.
Manan-danja lehibe tokoa ny voa izay nafafinareo, mankasitraka tompoko!
Ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie mbola hameno ny sompitrareo sy hitahy anareo.
Misaotra koa an’ireo izay nitondra am-bavaka ny fotoana na dia tsy afaka tonga aza. Manome fotoana anareo sahady izahay hiaraka hanohy ny ezaka amin’ny herin-taona.
Mirary soa indrindra

Ny vaomieran’ny Tetik’asa

————

Nous tenons à vous remercier chaleureusement pour votre participation au repas que nous avons organisé pour soutenir les projets de la FKMSM à Madagascar.
Les graines que vous avez semées sont d’une grande valeur, mille mercis!
Que le Dieu de l’abondance garnisse encore votre grange et vous bénisse.
Merci également à ceux qui ont porté ce moment en prière même s’ils n’ont pas pu se déplacer. Nous vous donnons d’ores et déjà rendez-vous pour l’année prochaine!

L’équipe des Projets

, , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *