culte | fivavahana,fkmsm,g feminine | fanasina

Fotoam-pivavahana / Célébration , 06 novembre 2016, 15:00, Servette (GE)

2 Nov , 2016  

MEDION DIGITAL CAMERA

Manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM miaraka amin’ny vehivavy FANASINA.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 6 Novambra 2016 ho avy izao,

manomboka amin’ny 2 ora ny fihaonan’ny « groupe bible »,

amin’ny 3 ora tolakandro ny fotoam-pivavahana, ao amin’ny

Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

Nous vous invitons à la célébration de la FKMSM avec la section des femmes FANASINA.

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 6 novembre 2016 

rencontre du « groupe bible »à partir de 14h,

à 15h la célébration au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous nous réjouissons de vous revoir.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

La Team Seraweb


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *