culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 08 janvier 2017, 15:00, Servette (GE)

6 Jan , 2017  

“ Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ianao “ Isaia 49:16

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Taona vaovao 2017 !

Manasa anao ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 8 Janoary 2017 ho avy izao,

amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny

Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

“ J’ai ton nom gravé sur les paumes de mes mains” Esaïe 49, 16
Bonne et heureuse année 2017 !

Nous vous invitons à la prochaine célébration de la FKMSM qui aura lieu ce dimanche 8 janvier 2017

à 15h la célébration au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous nous réjouissons de vous revoir.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

 

 


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *