détente | ala-voly,divers | samihafa,fkmsm,Non classé

HIRA – Mitehafa tanana – nalaina tamin’ny « Alleluia » Mahaleo

12 Juin , 2017  

Feon-kira nalaina tamin’ny « Alleluia » Mahaleo

Couvent des Capucins, Fribourg

25 Oktobra 2014

 

Fiverenana:

Mitehafa, mitehafa tanana

lsika izao, isika izao Rahavana

Firaisankina, firaisankina izao no misy

Amy Fiangonana Malagasy aty Soisy

Amy Fiangonana Malagasy aty Soisy.

 

1- FKMSM izao mivavaka

Aty Fribourg

Firaisankina hatrany hatrany

Tsy mba lany

Ka tohizana fa tena mamy

Ka tohizana fa tena mamy

Ka tsy ho raraka an-tany

Ka tsy ho raraka an-tany

(Fiverenana)

 

Il- Miredona ary isika izao

Fiderana izay atao

Ho an’ny T ompo mpanjaka tokoa

Tsy manam-paharoa

Laza sy dera ho azy koa

Laza sy dera ho azy koa

Ho an’ny Tompo, Nahary, Ray Tsitoha

Ho an’ny Tompo, Nahary, Ray Tsitoha

(Fiverenana)

 

Bodo Rahaingoarivony-Ramihone

,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *