Warning: Use of undefined constant REQUEST_URI - assumed 'REQUEST_URI' (this will throw an Error in a future version of PHP) in /home/clients/b9e02524777c3b1ef01fac86edb7954f/web/agenda/wp-content/themes/fullby/functions.php on line 73
@genda | FKMSM

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 25 juin 2017, 14:30, Genève

13 Juin , 2017  

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-57 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny

Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina

 hiara- iombom-bavaka amin’ny

fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny

Alahady 25 Jona 2017 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin’ny

Église St-Nicolas de Flue

Rue de Montbrillant 57

1202 Genève.

Manainga antsika mba hifampilaza sy hampandre ireo namana rehetra mpiray tanindrazana amintsika mba ho tonga maro,

« Raha misy iray na roa aminareo mivory amin’ny anarako dia eo afovoany aho… »

Misaotra antsika sahady amin’ny fahatongavantsika hiombom-bavaka ho an’ny tanindrazana, ny mpitondra sy ny vahoaka Malagasy.

A l’occasion de la Fête nationale, l’Ambassade de Madagascar en Suisse avec

toutes les églises malgaches et les associations malgaches ont le plaisir de vous inviter au :

Culte Œcuménique
Dimanche 25 juin 2017 à 14h30

Église St-Nicolas de Flue

Rue de Montbrillant 57

1202 Genève

 

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

, ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.