fkmsm,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

10 Jan , 2018  

« Dieu est pour nous un abri sûr, un secours toujours prêt dans la détresse. » Psaume 46.2

Amin’ny maha-iray antsika ao amin’i Tompo dia amin’ny alahelo lehibe no ampandrenesana antsika  fa nidaosiny fahafatesana  ny zandrin’i Honitra:  Wilson RAKOTOVAO.

Koa mangataka antsika ny hitondra am-bavaka hampahery ny fianakaviana.

Iangaviana isika hampita izao filazàna izao amin’ireo namana izay mety tsy tratra antso amin’ny mail.


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *