culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 24 juin 2018 à 14h, Genève

16 Juin , 2018  

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-58 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny

Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina

 hiara- iombom-bavaka amin’ny

fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny

Alahady 24 Jona 2018 amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny

Église St-Nicolas de Flue

Rue de Montbrillant 57

1202 Genève.

Manainga antsika mba hifampilaza sy hampandre ireo namana rehetra mpiray tanindrazana amintsika mba ho tonga maro,

Misaotra antsika sahady amin’ny fahatongavantsika hiombom-bavaka ho an’ny vahoaka Malagasy sy i Madagasikara.

Ireo « communauté chrétiennes » eto Suisse sy Frantsa manodidina :

Adv. Collonges

Adv. Saint Julien

AMES

BEJUNE

Kristiana ao Fribourg

CCMG

FJKM-Gland

FKMSM

FLM-Genève

FPMA-Annemasse

FPTM

, ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *