culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana sy dinidinika / Célébration , 06 janvier 2019, 14:00, Servette (GE)

3 Jan , 2019  

« Indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao. » Matio 28:20

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Taona vaovao 2019 !

Manasa anao ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny Alahady 6 Janoary 2019 ho avy izao,

  • 2 ora tolakandro dinidinika pratika miaraka @ Pastora Rahandrifenosoa Tahina

izay karakarain’ny vaomieran’ny Tafika Masina sy ny famangiana an-tokantrano

  • 3 ora tolakandro ny fotoam-pivavahana

ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

« Je suis avec vous tous les jours, jusqu’à la fin du monde. » Matthieu 28.20

Bonne et heureuse année 2019 !

Nous vous invitons à la prochaine célébration de la FKMSM qui aura lieu ce dimanche 6 janvier 2019

  • A 14h discussion pratique avec le pasteur Rahandrifenosoa Tahina
  • A 15h la célébration au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous nous réjouissons de vous revoir.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.