19
05
2010
22 mai au 24 mai 2010 – CAMP 2010 [LA BESSONNAZ,CH]
Publié par admin dans ala-voly, fkmsm, vaovao, tags: camp, fkmsm, labessonnazCAMP 2010
Popularity: 3% [?]
|
19
05
2010
22 mai au 24 mai 2010 – CAMP 2010 [LA BESSONNAZ,CH]Publié par admin dans ala-voly, fkmsm, vaovao, tags: camp, fkmsm, labessonnazCAMP 2010Popularity: 3% [?]
Une réponse à “22 mai au 24 mai 2010 – CAMP 2010 [LA BESSONNAZ,CH]”
Répondre
|
Lasy Pentekosta any La Bessonnaz (22-23-24 Mey 2010)
- Saran-dasy : 40.- (Lehibe= + de 14ans) / 30.- (zaza=6 à 14ans)
Na 20.- isan?alina (fara-fahakeliny raha ny Alahady alina ihany no hatory any)
Izay tonga Alatsinainy dia mandoa 5.- isan?olona.
- Fisoratana anarana miaraka amin?ny saran-dasy (alarobia 19 mey faran?ny fisoratana) :
Genève : Mamy Aimanantsoa
Lausanne : Alex Randriamiharisoa
Neuchâtel : Abel Belazaina
Manomboka ny asabotsy 22 mai ka amin?ny 12h dia efa afaka tonga fa mila mitondra sakafo (repas canadien)
14h-17h Fotoana malalaka (mizara ny trano)
17h Ny fandraisana ofisialy (accueil+ règles+annnonces)
Loha-hevitra hodinihina mandritry ny lasy : « Hatramin?ny vato fisaky ny didy folo ka mandraky ny baiboly ankehitriny » « Des tables de la loi à la Bible d?aujourd?hui »
Aza hadino ny mitondra stylo sy baiboly (misy baiboly+fihirana vitsivitsy amidy ho an?izay mbola tsy manana) ankanjo mafana, kiraro afaka hanaovana marche, sac de couchage na duvet, drap housse (pour matelas individuel) ary fonon?ondana (taie d?oreiller) 65 X 65.
Fampatsiahivana : Gestion autonome ny contrat de location izany hoe mandray anjara amin?ny raharaha ny rehetra.
Radio FM ho an’ny traduction