fkmsm,nouvelles | vaovao,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

24 Fév , 2009  

Filazana manjo:

sosialy


 « Miaraha miory amin’izay miory »

Amin’ny maha-iray antsika ao amin’i Tompo, noho ny fihavanana ary araka ny fampandrenesana avy amin’ny fianakaviana, dia mampandre antsika fa nodimandry tany Madagasikara ny rahalahin’i Antsa, mbola any an-toerana izy amin’izao, magataka antsika hitondra am-bavaka ny fianakaviana sy ny fiverenany indray eo anivon’ny vady aman-janany aty Soisy.

Vaovao mampalahelo faha-roa, nodimandry koa ny maman’i Nicolas Mathys, ny fandevenana dia hatao any Vallorbe ny tolak’andron’ny Zoma 27 febroary ho avy izao.

Mangataka antsika hitondra am-bavaka hampahery ny fianakaviana.

Iangaviana isika hampita izao filazàna izao amin’ireo namana izay mety tsy tratra antso amin’ny mail.

http://sosialy.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , ,


Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *