Announcements,fkmsm

Fahasoavana | Bénédictions

19 Août , 2017  

AVIS DE NAISSANCE

Félicitations aux parents : Sitraka & Fabio

et bienvenue à

EVANA


 

Announcements,fkmsm

Fahasoavana | Bénédictions

19 Août , 2017  

AVIS DE NAISSANCE

Félicitations aux parents : Haja & Ricardo

et bienvenue à

Lucas Sanchez


 

Announcements,fkmsm,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

17 Août , 2017  

« Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoy izao ahy… » 1 Kor 15:10

Amin’ny alahelo lehibe nefa koa amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hilazana anareo fa nodimandry tamin’ny  15 aogositra 2017 i dadan’i Hubert sy Mamy rehefa nivahiny teto nandritra ny 93 taona.

Mangataka antsika ny hitondra am-bavaka hampahery ny fianakaviana.

Iangaviana isika hampita izao filazàna izao amin’ireo namana izay mety tsy tratra antso amin’ny mail.

Ny FKMSM dia miara-ory tanteraka ary mirary fiononana ho an’ny fianakaviana.

,

Announcements,fkmsm

Newsletter #6, 2017

17 Juil , 2017  

Bonjour à toutes et à tous,
Nous vous envoyons notre « newsletter » d’avril à juin 2017.
N’hésitez pas à nous envoyer vos infos, photos à seraweb[@]fkmsm.ch.
Nous nous ferons un plaisir de les relayer.
Meilleures salutations

Salama tompoko,
Alefanay ny aminao ny vaovao farany t@ volana Aprily – Jona 2017.
Aza misalasala mizara ny vaovao sy ny sary ary mandefa @ seraweb[@]fkmsm.ch
Mirary soa anao sy ny ankohonanao

Communauté œcuménique chrétienne malgache en Suisse et aux environs
Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

, ,

Announcements

Erratum date de concert

20 Nov , 2014  

Une erreur de date s’est glissée dans notre annonce du concert de la chorale STL. Il n’a pas lieu comme indiqué le 20 novembre, mais le samedi 22 novembre, à 15h.