bénédiction | fahasoavana,culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao

04|04|10 – Culte de Pâques [Genève, CH]

4 Avr , 2010  

FKMSM

Pâques

2010

servette

Hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Malagasy [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 4 Aprily 2010 , amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55 , 1203 Genève].

Ampatsahivina isika fa manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ny sekoly alahady.

Manasa antsika ho tonga maro hanatrika izany andro lehibe izany.

Jésus est ressucité !
Il est vraiment ressuscité !

Venez célébrer dans la joie avec nous !

04 avril 2010 @ 15h

Paroisse de la Servette
av. Wendt 55
Genève

Renseignements
mail: comite@fkmsm.ch
web: www.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

bénédiction | fahasoavana,culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao

@genda décembre 2009 – Joyeux Noël

25 Déc , 2009  

Mirary noely sambatra sy taona vaovao feno fahombiazana ho anareo rehetra!

Nous vous souhaitons un joyeux Noël et une bonne et heureuse année 2010!

jn.jpg


Prochain rdv:

25|12|09 – Fêter Noël ensemble

[ Culte œcuménique Collonges-sous-Salève, 74160  FR]

33, chemin du Pérouzet

10h Culte œcuménique de Noël

[Servette, Genève]

12h Repas

15h Culte de Noël

17h Fête de Noël

Joyeux Noël à tous et à bientôt!

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,