culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

Fotoam-pivavahana Fifohazana / Célébration, 15 juillet 2018, 15:00, Ecublens (VD)

12 Juil , 2018  

Faly manasa anao amin’ny fiaraha-mivavaka FKMSM ny Alahady 15 Jolay ho avy izao, @ 3 ora tolakandro.
Fotoana ahafahana mandray Asa sy Fampaherezana.
Place du Motty 1
1024 Ecublens

Aorianan’ny fotoana dia hiaraka finale Coupe du monde isika.

Faly indray hifankahita aminao!

 

Dimanche 15 juillet 2018 @ 15h > Temple d’Ecublens
Place du Motty 1
1024 Ecublens

Faly manasa anao amin'ny fiaraha-mivavaka FKMSM ny Alahady 15 Jolay ho avy izao, @ 3 ora tolakandro.Fotoana ahafahana mandray Asa sy Fampaherezana.Place du Motty 1 1024 EcublensFaly indray hifankahita aminao!

Gepostet von Ag Enda am Mittwoch, 11. Juli 2018

, ,

culte | fivavahana,divers | samihafa,fkmsm,nouvelles | vaovao,réveil | fifohazana

Vaovao – Informations fkmsm – Volana Jolay – juillet 2018

28 Juin , 2018  

Vaovao – Informations
fkmsm – juillet, 2018

Fotoana manaraka – Célébrations

Dimanche 1 juillet 2018 @ 15h > Temple de la Servette

1er dimanche – Genève
Avenue Wendt 55
1203 Genève

Du 09 au 14 juillet 2018 > Isan-taona Toby Loterana Pouru Saint-Remy.

Du 08 au 15 juillet 2018 > Convention annuelle du departement de réveil de la FPMA Besançon.

Dimanche 15 juillet 2018 @ 15h > Temple d’Ecublens
3ème dimanche – Lausanne
Place du Motty 1
1024 Ecublens

Dimanche 29 juillet 2018 @ 15h > Famelabelarana – Conférence entin’Atoa Rakotolehibe Mamy mivady – Ny Herin’ny TSODRANO (Nomery 6:22-27)

Temple de la Servette (EPG)
Avenue Wendt 55
1203 Genève

Contact +41 76 500 69 52 – Hisy « Stand Biblique »

, ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 24 juin 2018 à 14h, Genève

16 Juin , 2018  

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-58 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny

Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina

 hiara- iombom-bavaka amin’ny

fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny

Alahady 24 Jona 2018 amin’ny 2 ora tolakandro ao amin’ny

Église St-Nicolas de Flue

Rue de Montbrillant 57

1202 Genève.

Manainga antsika mba hifampilaza sy hampandre ireo namana rehetra mpiray tanindrazana amintsika mba ho tonga maro,

Misaotra antsika sahady amin’ny fahatongavantsika hiombom-bavaka ho an’ny vahoaka Malagasy sy i Madagasikara.

Ireo « communauté chrétiennes » eto Suisse sy Frantsa manodidina :

Adv. Collonges

Adv. Saint Julien

AMES

BEJUNE

Kristiana ao Fribourg

CCMG

FJKM-Gland

FKMSM

FLM-Genève

FPMA-Annemasse

FPTM

, ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 03 juin 2018, 15:00, Servette (GE)

1 Juin , 2018  

Logo FKMSM

Ny fotoanantsika manaraka dia ny

Alahady 3 Jona 2018

ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro,

ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

_________________________________________
 

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce

dimanche 3 juin 2018 à 15h

au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

culte | fivavahana,fkmsm

FOTOAM-PIVAVAHANA / CÉLÉBRATION PENTECÔTE , 20 MAI 2018 – [ROSSINIERE, CH]

19 Mai , 2018  

Fotoam-pivavahana / Célébration Pentecôte

Nous allons célébrer à Rossinière avec la paroisse du Pays d’Enhaut  à 10h.

Église de Rossinière 

 Les Mélèzes 584, 1658 Rossinière

comite [@] fkmsm.ch

,