culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / culte des enfants, 20 novembre 2016, 15:00, Ecublens (VD)

17 Nov , 2016  

agenda_ankizy

« Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy;
fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra. »
Matio 19:14

Manasa antsika hiaraka hidera an’Andriamanitra @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana

« Sekoly Alahady» eto @ [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] ,
ny Alahady 20 Novambra 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens.

Angahatana ireo ankizy manomana fampisehoana Noely sy ny fotoam-pivavahana mba ho tonga amin’ny 2 ora.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch


« Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi;
car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent »

Matthieu 19,14

Vous êtes chaleureusement invités au culte des enfants qui aura lieu au temple d’Ecublens le dimanche 20 novembre 2016 à 15h.

Tous les enfants qui préparent le culte et le spectacle de Noël avec les enfants sont priés de venir à 14h.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

, ,

enfants | ankizy,fkmsm

4 déc Spectacle de Noël SA-FKMSM

2 Nov , 2016  

Faly miarahaba tompoko!

Ny alahady 4 desambra no hanolotra ho antsika ny fampisehoana fankalazana Krismasy ny ankizy eto amin’ny Fiangonantsika.
Koa manentana antsika ray aman-dreny mba hitondra ny ankizy amin’ny fotoana manaraka izay any Genève (alahady 6 novambra) mba hahafahana manao famerenana.
Misaotra mialoha antsika rehetra!
Ny mpiandraikitra ny Sekoly Alahady

détente | ala-voly,enfants | ankizy,fkmsm

18 au 22 juillet 2016 – CAMP ENFANTS au Chalet d’Arbalesse à BEX

30 Juin , 2016  

Inscrivez vos enfants pour le camp!
 

SA2

Vos enfants seront accueillis avec grand plaisir du 18 au 22 juillet 2016 au Chalet d’Arbalesse à Bex.
Prières, histoires bibliques, découverte de la nature, jeux et sport sont au programme, ainsi que la préparation d’un spectacle de Noël.
Prix pour les 5 jours: 50Chf
Les adultes sont les bienvenus, d’ailleurs les petits qui portent encore des couches doivent être accompagnés par un parent 🙂
Venez nombreux même si les places sont limitées!

comite[@]fkmsm.ch

, , ,

enfants | ankizy,fkmsm

[VIDEO] Sampana Sekoly Alahady – Trient 2016

6 Juin , 2016  

http://ankizy.fkmsm.ch Trient © fkmsm 2016 concept: Felana / piano: Antsa
« Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina. » Salamo 133
« Voici, oh! qu’il est agréable, qu’il est doux Pour des frères de demeurer ensemble! » Psaume 133

enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration, 05 juin 2016, 15:00, Servette (GE)

1 Juin , 2016  

Trient 2016 vidéo F_Seraweb/piano JamesBlues

« Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina. » Salamo 133

« Voici, oh! qu’il est agréable, qu’il est doux Pour des frères de demeurer ensemble! » Psaume 133

Manasa antsika hanotrona ny zanantsika @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana « Sekoly Alahady»  [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 5 Jona 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

Amin’io fotoana io koa no itondrantsika am-bavaka ny asan’ireo mpanabe sy mpampianatra ary mpikolokolo aram-panahy ireo zanantsika.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.


Venez nombreux entourer et découvrir ce que les jeunes du culte de l’enfance ont préparé, ce dimanche 05 juin 2016 @ 15h à la paroisse de la Servette.

Pendant ce culte nous présenterons  l’équipe de monitrices qui se sont engagés et prier ensemble pour leurs ministères.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

Contact: comite@fkmsm.ch
web: ankizy.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , ,