détente | ala-voly,fkmsm,g feminine | fanasina,nouvelles | vaovao,projet | tetikasa,réveil | fifohazana,stl | Lausanne,valihan'i jehovah

@genda avril 2008

8 Avr , 2008  

Programme mois de avril:

agenda

Cultes:

06|04|08 – Fanasina [Genève, CH] 20|04|08 – Culte Terre de hommes [Chavannes-près-Renens, CH] suivi d’un repas et d’une représentation du STL et du VJ.

Enfants:
1er et 3ème dimanche à partir de 14h30

Fanasina:
Mangataka antsika vehivavy amin’ny fiaraha-misakafo miaraka amin’ny namana ao Chavannes mba samy hitondra akoho ritra hatao laoka (ny lasary sy ny vary efa misy).

STL:
Répétition STL tous les vendredi soir à Sevelin à 19h [Lausanne, CH] 26|04|08 – Thé – Concert [Lausanne, CH] contact: stl@fkmsm.ch

VJ:
Répétition VJ tous les samedis à la Servette à 19h [Genève, CH] 07|06|08 – GSR6 – Spectacle [Genève, CH] contact: vj@fkmsm.ch

Finoana:
05|04|08 – Asa sy fampaherezana [Lausanne, CH] 13|04|08 – Vondrom-bavaka @ 15ora [Sevelin, CH]
Rappel:

Camp à la Bessonnaz du 10 au 12 mai 2008: l’inscription est ouvert à tous –> mamy@fkmsm.ch.

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

fkmsm,g feminine | fanasina,nouvelles | vaovao

06|04|08 – Culte Fanasina[Genève, CH]

1 Avr , 2008  

Fanasina – Genève:

fanasina

Hisy fotoam-pivavahana izay karakarain’ny vehivavy FANASINA [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 6 aprily 2008 , amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

– Iangaviana mba samy hitafy lamba ny vehivavy rehetra ary hitondra vola 10chf hatao latsakemboka ( cotisation) ho amin’ny taona 2008.

Ny Biraon’ny Fanasina

Ny fianarana Sekoly Alahady dia manomboka amin’ny 2ora sy sasany araky ny mahazatra.

 

06 aprily 2008
@ 3 ora

Paroisse de la Servette
Avenue Wendt 55
Genève

Vaovao:
mail: fanasina@fkmsm.ch
web: fanasina.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , ,

bénédiction | fahasoavana,culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao

23|03|08 – Culte Pâques [Lausanne, CH]

17 Mar , 2008  

FKMSM

 

Pâques

2008

motty

Hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Malagasy [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 23 martsa 2008 , amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Ecublens, [place du Motty 1 , 1024 Ecublens].

Ampatsahivina isika fa manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ny sekoly alahady.

Manasa antsika ho tonga maro hanatrika izany andro lehibe izany.

 

 

03 martsa 2008
@ 3 ora

Paroisse d’Ecublens
Place du Motty 1
Lausanne

Renseignements
mail: comite@fkmsm.ch
web: www.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao,projet | tetikasa

16|03|08 – Culte [Lausanne, CH]

13 Mar , 2008  

FKMSM

Culte

Lausanne.

 

cyclone_2

Noho ireo fahapotehana maro vokatry ny rivodoza roa « Fame » sy « Ivan » ary « Jokwe » nidona tany an-tanindrazana,
dia nanapa-kevitra ny komity fa ny lohahevitra amin’ny fotoantsika manaraka [Place du Motty 1 , 1024 Ecublens | Lausanne] ny 16 martsa 2008 dia ny « fitrotroana amim-bavaka » ireo mpiray tanindrazana tsy manan-kialofana, very fananana ary namoy havana. Hisy fampisehoana sary sy video momba izany manomboka amin’ny 14h30.
Ny rakitra dia atokana ho an’ireo tra-boina. Afaka atao koa ny manome fanampiana amin’ny alalan’ny
CCP 10-27500-5 Mention : Rivo-doza Fame sy Ivan

Mampatsiahy koa ny tompon’andraikitra ao amin’ny sampana sekoly alahady fa manomboka amin’ny
14h30 ny fianarana sekoly alahady. Koa iangaviana isika ray aman-dreny hanatitra ny
zanantsika alohany’ny fotoana (14h30) mba hahatratraran’ ny mpampianatra sekoly alahady ny
fanombohan’ny fotoam-pivavahana amin’ny 15h00.

Ny komitin’ny FKMSM.

Fanontaniana:
comite@fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , , ,