culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao,projet | tetikasa

16|03|08 – Culte [Lausanne, CH]

13 Mar , 2008  

FKMSM

Culte

Lausanne.

 

cyclone_2

Noho ireo fahapotehana maro vokatry ny rivodoza roa « Fame » sy « Ivan » ary « Jokwe » nidona tany an-tanindrazana,
dia nanapa-kevitra ny komity fa ny lohahevitra amin’ny fotoantsika manaraka [Place du Motty 1 , 1024 Ecublens | Lausanne] ny 16 martsa 2008 dia ny « fitrotroana amim-bavaka » ireo mpiray tanindrazana tsy manan-kialofana, very fananana ary namoy havana. Hisy fampisehoana sary sy video momba izany manomboka amin’ny 14h30.
Ny rakitra dia atokana ho an’ireo tra-boina. Afaka atao koa ny manome fanampiana amin’ny alalan’ny
CCP 10-27500-5 Mention : Rivo-doza Fame sy Ivan

Mampatsiahy koa ny tompon’andraikitra ao amin’ny sampana sekoly alahady fa manomboka amin’ny
14h30 ny fianarana sekoly alahady. Koa iangaviana isika ray aman-dreny hanatitra ny
zanantsika alohany’ny fotoana (14h30) mba hahatratraran’ ny mpampianatra sekoly alahady ny
fanombohan’ny fotoam-pivavahana amin’ny 15h00.

Ny komitin’ny FKMSM.

Fanontaniana:
comite@fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao,projet | tetikasa

02|03|08 – Cyclone – informations et culte œcumenique [Genève, CH]

27 Fév , 2008  

Culteaffiche cyclone


Après le passage successif des deux cyclones Fame et Ivan sur Madagascar ces dernières semaines, le bilan des sinistrés s’alourdit de jour en jour et nécessite la solidarité de chacun.

La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et Environs (FKMSM) organise une séance d’information (exposition de photos et vidéo) sur les dégâts occasionnés par les 2 cyclones, suivie par un culte œcuménique, ce dimanche 2 mars à la paroisse de Servette, Av. Wendt 55, à Genève dès 14h30.

Ceux et celles qui ne peuvent pas venir à ce rendez-vous mais qui souhaitent apporter leur contribution peuvent utiliser le CCP 10-27500-5 Mention : cyclones Fame et Ivan.

Merci d’avance pour votre soutien et à bientôt.

Le comité de la FKMSM.

, , , , , , , , , , , , , , , , , ,