culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

15|02|15 Fotoam-pivavahana / Célébration [ #Ecublens – CH] à 15h

13 Fév , 2015  

Fiangonana FKMSM
« Mankanesa aty amiko ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa izaho no hanome anareo fitsaharana » Matio 11, 28
Ny Sampana Fifohazana ato amin’ny FKMSM dia manomana ny fotoam- pivavahana ny
Alahady 15 Fevrier 2015 amin’ny 3 ora tolakandro
ao amin’ny Fiangonana Protestanta Ecublens,
Place de Motty 1,
1024 Ecublens (VD)
Koa noho izany dia hisy Asa sy Fampaherezana aorian’ny toriteny.
Manao veloma anao amin’ny Anaran’i Tompo.
 Fifandraisana: comite@fkmsm.ch
______________________________________________
Eglise FKMSM
« Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos. », Matthieu 11, 18
La section Fifohazana (Réveil) au sein de la FKMSM prépare et vous invite à la prochaine célébration qui aura lieu le
Dimanche 15 Février 2015, à 15:00
au Temple protestant d’Ecublens,
Place de Motty 1,
1024 Ecublens (VD)
Ainsi après la prédication une séance d’ Acte et de Réconfort suivra.
Nos salutations fraternelles en Christ.
Information: comite@fkmsm.ch

, , , ,

fkmsm,réveil | fifohazana

06|07|14 – RDV avant le culte [ #Genève – CH] à 14h

4 Juil , 2014  

« Fa izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be » Jaona 10:10

Manasa anao izay te-handray fampaherezana ho avy amin’ny fotoana karakarain’ny Sampana Fifohazana eto amin’ny FKMSM.

Izany dia tanterahina ny Alahady 6 juillet 2014 manomboka amin’ny 2 ora ka hatramin’ny 3 ora.

.

Ho aminao anie ny fahasoavan’Andriamanitra

________________

« Moi, je suis venu afin que les brebis aient la vie, et qu’elles soient dans l’abondance » Jean 10:10

Le groupe du Réveil au sein du FKMSM vous invite au temps du  » Asa sy fampaherezana », un moment d’encouragement et d’imposition des mains

qui se tiendra ce dimanche 6 juillet, au temple de la Servette, de 14h à15h.

Que la Paix du Seigneur soit avec vous

 

fkmsm,réveil | fifohazana

23-24|11|13 Retraite spirituelle 2013 [ #Prêles, CH]

21 Nov , 2013  


1

Ry havana,

Noho ny Fahasoavan’ny Tompo dia
manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga amin’ny « Retraite Spirituelle »
izay ho tontosaina ny 23-24 novambra ao Prêles (CH)
.

Hisy fampianarana Soratra Masina. Samy hanana ny anjara fiofanana na ny lehibe na ny tanora na ny ankizy.
Ento ny namana sy tapaka, ny vady aman-janaka.

2

Ny lohahevitra dia:
« Ny Fifankatiavana »

Ireo mpampiofana handray anjara:
Mompera Jean Romuald Andrianarinirina
Tojo Rakotoarison

Ny fisoratana anarana dia azo atao any amin’i :
Hubert Rakotonandrasana ( jhrakoto [at] yahoo.fr | Tél : 079 852 08 41 )
Honitra Randriamparany ( famille.randriamparany [at] yahoo.fr )

Samy mitondra sakafo enti-mizara (repas canadien) ny Asabotsy atoandro.Ny saran-dasy
30 CHF hoan’ny lehibe,
Tsy mandoa saran-dasy ny zaza latsakin’ny 16 taona

 

Ny adiresy mazava
Camp Adventure
Chemin du Stand 1, CH-2515 Prêles

3

Rohy
http://agenda.fkmsm.ch/

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manantona mivantana na manoratra amin’ny komity :
comite[at]fkmsm.ch

Ho aminao sy ny Ankohonanao anie ny Fiadanana sy Fitahiana avy amin’ny Tompo.

 

, , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

@genda juin 2012

1 Juin , 2012  

Juin 2012

«A ceci tous connaîtront que vous êtes mes disciples, si vous avez de l’amour les uns pour les autres». Jean 13:35

03|06|12
CULTE [Genève, CH] à 15h
Avenue Wendt 55, 1203 Genève

10|06|12 CELLULE DE PRIÈRE [Lausanne, CH] à 15h
Avenue de Tivoli 74, 1007 Lausanne

17|06|12
CULTE [Lausanne, CH] à 15h
Place du Motty 1, 1024 Ecublens

23|06|12 CELLULE DE PRIÈRE[Genève, CH] à 18h30

Avenue Wendt 55, 1203 Genève

, , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

@genda avril 2012

8 Avr , 2012  

Avril 2012

 

 

01|04|12
CULTE – CONCERT ANTSAPRAISE [Genève, CH] à 15h Avenue Wendt 55, 1203 Genève

08|04|12 CULTE DE PÂQUES – [Lausanne, CH] à 15h Place du Motty 1, 1024 Ecublens

15|04|12

 CULTE visite de Mama Germaine [Lausanne, CH]  à 16h Temple de Renens, 18 avenue du temple à Renens


20|04|12

SEMINAIRE [Lausanne, CH] 19h à 21h – Renens village : cure, temple ou centre paroissial


21|04|12

SEMINAIRE  [Lausanne, CH] à 9h30 à 11h30 et de 14h à 16h – Renens village : cure, temple ou centre paroissial


28|04|12 CELLULE DE PRIÈRE [Genève, CH] à 18h30 Avenue Wendt 55, 1203 Genève

 


08|04|12

, , , , , , , , , , ,