culte | fivavahana,fkmsm,solidarité | sosialy

17|08|14 – FOTOAM-PIVAVAHANA / CULTE [ #LAUSANNE – CH] À 15H

12 Août , 2014  

Ny fotoam-pivavahana manaraka ao amin’ny  FKMSM izay tarihin’ny pretra Francky Adèle  dia hatao ny

alahady 17 Aogostra 2014, amin’ny 3 ora tolakandro

ao amin’ny fiangonana Ecublens, Place du Motty 1, 1024 Ecublens (VD)

Fanazavana fanampiny : komity@fkmsm.ch 

 

Le prochain culte de la CCMSE qui sera dirigée par le prêtre  Francky Adèle, aura lieu

ce dimanche 17 août 2014 à 15h

au temple protestant d’Ecublens, Place du Motty 1, 1024 Ecublens (VD)

Information suplémentaire : komity@fkmsm.ch

détente | ala-voly,fkmsm,solidarité | sosialy

24|06|12 – Summertime Grilling – BBQ party [Vidy, CH]

20 Juin , 2012  

Invitation à la détente:

24|06|12 – Fiaraha-mifaly ao Vidy [Lausanne, CH]

Vous êtes chaleureusement invité(e) à la grillade le dimanche 24 Juin 2012 dès 11h30 à Vidy/Lausanne.

Chacun apportera ses boissons, ses viandes et/ou sa salade en quantité suffisante.

Faly manasa ny rehetra tsy misy ankanavaka amin’ny kitonotono izay hatao ny Alahady 24 Jona (manomboka @ 11h 30) ao Vidy/Lausanne.

Samia mitondra izay rano sy hena ary ny salade sahaza azy.

Contact : +41 79 837 19 32 , +41 79 360 18 84

Ny komity

, , , , , , , , , ,

détente | ala-voly,fkmsm,kermesse,projet | tetikasa,solidarité | sosialy

Kermesse 2011 | résultats

12 Sep , 2011  

Les gagnants aux jeux durant la kermesse

  • Cat. enfant : course : Tahiry (Genève)
  • Cat. enfant : animateurs : Andry (Genève)
  • Cat. enfant : jeu de la chaise musicale : Tinahy (Lausanne)
  • Cat. enfant : jeu de la statue : Tendry (Gaillard/France)
  • Cat. enfant : participation et assiduité : Liana (Genève) et Tsanta (Fribourg)
  • Tous : jeu chasse aux projets : Tahiry (Genève)
  • Tous : jeu biblique : Fabrice (Genève)
  • Tous : tounoi de belote : Antsa (Genève) et Tiana (Orbe)
  • Tous : tounoi de poker : Tojo (Genève)

Les billets gagnants lors du tirage du tombola du 10 septembre 2011

  • 1er Prix, Ordinateur portable Acer : billet no 325 (Liva, Genève)
  • 2nd Prix, Bons d’achat Manor, valeur 300.- Fr : billet no 495 (Liva, Genève)
  • 3ème Prix, Home Cinema Daewoo, billet no 234 (Nathan, Genève)
  • 4ème Prix, Grill électrique George Foreman: billet no 277 (Tina, Lausanne)
  • 5ème Prix, Le grand livre des Pourquoi et comment: billet no 217 (Liva, Genève)
  • 6ème Prix, Distributeur de cartes à jouer: billet no 250 (Toky, Gailard/France)
  • 7ème Prix, Thalasso pour les pieds: billet no 381 (Séssé, …)

Un grand merci à tous ceux et celles qui ont contribué à la réussite de cette kermesse et à l’année prochaine !

Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy
Celui qui demeure en moi, et en qui je demeure, portera du fruit en abondance.
Jean 15,5b

, , , , , , , , , , ,

fkmsm,nouvelles | vaovao,solidarité | sosialy

@genda | Filazana manjo

22 Déc , 2010  

Filazana manjo:

sosialy


« Miaraha miory amin’izay miory »

Amin’ny maha-iray antsika ao amin’i Tompo, noho ny fihavanana ary araka ny fampandrenesana avy amin’ny fianakaviana, dia mampandre antsika fa nodimandry ny dadan’ i Jemima.
Koa mangataka antsika ny hitondra am-bavaka hampahery ny fianakaviana.

Iangaviana isika hampita izao filazàna izao amin’ireo namana izay mety tsy tratra antso amin’ny mail.

http://sosialy.fkmsm.ch

«Andriamanitry ny fahasoavana rehetra, Izay efa niantso anareo ho any amin’ny voninahiny
mandrakizay ao amin’i Kristy, rehefa niaritra fahoriana vetivety ianareo, dia Izy no
hahatanteraka sy hampiorina ary hampitoetra anareo.» I Petera 5 : 10

<

, , , , ,