fkmsm,nouvelles | vaovao,projet | tetikasa,solidarité | sosialy

@genda projet 2009

10 Déc , 2008  

Fisaorana avy any amin’ny vaomieran’ny tetikasa.

Matio 25:40″Lazaiko aminareo marina tokoa: Araka izay efa nataonareo tamin’ny anankiray amin’ireto rahalahiko kely indrindra ireto no nataonareo tamiko. »

Mitohy hatrany ny fanohanan’ny FKMSM tetikasa na any an-tanindrazana izay nantomboka efa ho 17 taona izay (1991) na eto an-toerana (Soisy sy ny manodidina)..

http://projet.fkmsm.ch

Isaorana isika rehetra izay nandray anjara, nanampy mivantana tsy nitsitsy aina, hery, nandany vola aman-karena nanohana ny tetikasa  tamin’ity taona 2008 ity.

Andriamanitra anie hampitombo zato heny ny laninareo sy vitanareo.

10 ny tetikasa izay lany fa ho tohanantsika:

Tetikasa vonjimaika:

  • Toby Maropaika-Ihosy
  • Toby Ambodireana

Tetikasa maharitra:

  • Hotel Mimosa Ambohimahasoa
  • FJKM Vangaina Analamanga
  • FLM Antsahameloka Morondava
  • FLM Ampitankely Fianarantsoa
  • FJKM Antanimalandy Manjuga
  • SOS Fianakaviana Antsirabe
  • FLM Miarikofeno
  • Hi.ha.fia. Ivory Avaratra

Mbola manantena ny fanohananareo hatrany, no manome fotoana sahady amibn’ny taona ho avy.

ny vaomieran’ny tetikasa

, , , , , , , , , , , , , , , ,

fkmsm,g feminine | fanasina,kermesse,nouvelles | vaovao,réveil | fifohazana,solidarité | sosialy

@genda novembre 2008

3 Nov , 2008  

Programme mois de novembre:

agenda

Prochain culte:

02|11|08 – Culte [Fribourg, CH] à 15h

16|11|08 – Culte [Lausanne, CH] à 15h

Information des sections | vaovaon’ny sampana:

Enfants:

1er et 3ème dimanche à partir de 14h30, préparation Noël

Chorale Sampana Tanora Lausanne:

Répétition STL tous les vendredi soir à Sevelin à 19h [Lausanne, CH]

31|12|08 Réveillon [Lausanne, CH]

Chorale Valihan’i Jehovah:

Groupe de prière ouvert à tous à partir de 18h30

Répétition VJ tous les samedis à la Servette à 19h [Genève, CH]

9|11|08 invitation au culte d’Avanchet à 10h

Information des commissions | vaovaon’ny vaomiera:

Commission œcuménique et de la foi (finoana):

Inscritption ouverte à tous pour les visites à domicile.

Œuvre d’entraide pour Madagascar (tetikasa):

La commission est en train d’étudier les dossiers reçus durant l’année 2008.

Commission sociale (sosialy):

Aides, informations juridiques et sociales ou tout simplement aide psychologique.

Divers:

Les billets gagnants lors du tirage du 25/10/2008

  • 1er Prix, Ordinateur portable Lenovo: billet no 8
  • 2nd Prix, Rice Cooker: billet no 40
  • 3ème Prix, Lecteur DVD: billet no 247
  • 4ème Prix, Clé USB de 8Go: billet no 6
  • 5ème Prix, Panier garni: billet no 69
  • 6ème au 13ème Prix, Les numéros gagnants sont les billlets no 59, 92, 116, 140, 232, 291, 360, 457

Bravo aux gagnants et merci à tous pour la participation.

 

20|12|08 – Concert de Noël [Genève, CH] -entrée gratuite

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

détente | ala-voly,fkmsm,nouvelles | vaovao,solidarité | sosialy

26|07|08 – Summertime Grilling – BBQ party [Vidy, CH]

21 Juil , 2008  

Invitation à la détente:

barbecue

Samihafa:

26|07|08 – Fiaraha-mifaly ao Vidy [Lausanne, CH]

Faly manasa ny rehetra tsy misy ankanavaka ny FKMSM amin’ny kitonotono izay atao ny asabotsy 26 jolay (manomboka @  11h 30) ao Vidy/Lausanne (jereo ny sary mifatotra).

Raha ratsy ny andro dia ahemotra ny Asabotsy 2 Aogaositra 2008 io fihaonana io.

Samy mitondra izay rano sahaza azy fa ny hena sy ny salade dia ny fiangonana no miantoka.

Ny Komity

, , , , ,

divers | samihafa,fkmsm,nouvelles | vaovao,solidarité | sosialy

Akanjo mafana [Sosialy]

12 Mar , 2008  

Vaomiera

Sosialy.

sosialy

Manao antso avo eto ny vaomiera sosialy ao amin’ny FKMSM.

Mangataka antsika hifanome tànana, hanampy ireo sahirana, hanarina ireo lavo ary hitsinjo ireo mahantra.

Afaka mifampizara adiresy sy toro-hevitra isika amin’ny tanàna misy antsika:

Genève, Lausanne, Fribourg, Berne, Neuchâtel, France voisine (département de l’Ain ou Haute-Savoie)

momba ny fitadiavana asa, trano, sakafo sns…

More…

, , , , , , , , , , , , , , , , ,