détente | ala-voly,divers | samihafa,fkmsm,Non classé

HIRA – Mitehafa tanana – nalaina tamin’ny « Alleluia » Mahaleo

12 Juin , 2017  

Feon-kira nalaina tamin’ny « Alleluia » Mahaleo

Couvent des Capucins, Fribourg

25 Oktobra 2014

 

Fiverenana:

Mitehafa, mitehafa tanana

lsika izao, isika izao Rahavana

Firaisankina, firaisankina izao no misy

Amy Fiangonana Malagasy aty Soisy

Amy Fiangonana Malagasy aty Soisy.

 

1- FKMSM izao mivavaka

Aty Fribourg

Firaisankina hatrany hatrany

Tsy mba lany

Ka tohizana fa tena mamy

Ka tohizana fa tena mamy

Ka tsy ho raraka an-tany

Ka tsy ho raraka an-tany

(Fiverenana)

 

Il- Miredona ary isika izao

Fiderana izay atao

Ho an’ny T ompo mpanjaka tokoa

Tsy manam-paharoa

Laza sy dera ho azy koa

Laza sy dera ho azy koa

Ho an’ny Tompo, Nahary, Ray Tsitoha

Ho an’ny Tompo, Nahary, Ray Tsitoha

(Fiverenana)

 

Bodo Rahaingoarivony-Ramihone

,

fkmsm,Non classé,réveil | fifohazana

Fotoam-pivavahana Fifohazana / Célébration, 17 juillet 2016, 15:00, Ecublens (VD)

13 Juil , 2016  

 
Culte Réveil juillet 2016
Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Ry Simona,
manan-kolazaina aminao AhoLioka 7, 40
Izany teny izany indray no entina manasa antsika hanatrika ny fotoana fiaraha-mivavaka manaraka izay karakarain’ny sampana Fifohazana.
Amin’ity manaraka ity dia any Lausanne no hifamotoanantsika.
Hisy toy ny mahazatra ny Asa sy Fampaherezana ary aza hadino koa ny mivimbina izay tianao hifampizaràna aorian’ny fotoana.
Alahady 17 Jolay 2016
Amin’ny 3 ora
Fiangonana Ecublens
Pl. du Motty 1
1024 Ecublens
Dia manantena ny hihaona aminao am-pifaliana sy eo ambany fahasoavana’Andriamanitra!
***
Jésus lui répondit à haute voix,
j’ai quelque chose à te direLuc 7,40
C’est avec ce verset que vous êtes cordialement invité à notre  prochain culte qui sera préparé par la section du Réveil.
La célébration aura lieu cette fois à Lausanne.
Il y aura une séance d’imposition des mains et d’encouragement durant le culte et n’oubliez pas d’emmener ce que vous voulez partager à l’issue de notre célébration.
Dimanche 17 Juillet 2016
A 15 heures
A la Paroisse d’Ecublens
Pl. du Motty 1
1024 Ecublens
Nous nous réjouissons de vous revoir et que les bénédictions de Dieu vous accompagnent!

, ,

Non classé

Programme du culte 25 mai 2015

24 Mai , 2015  

Programme en ligne à télécharger : Culte_FKMSM_25Mai2015

Fiangonana Kristiana Malagasy

eto Soisy sy ny Manodidina

Communauté Chrétienne Malgache
en Suisse et aux environs

http://www.fkmsm.ch

E-mail : comite@fkmsm.ch

Fanompoam-pivavahana Pentetosta

25 May 2015

Chapelle catholique

Champex-Lac

Fotoana manaraka  (http://agenda.fkmsm.ch)

Fotoam-pivavahana : 07 Juin 2015, 3 ora tolakandro

Paroisse de la Servette, Avenue Wendt 55, 1203 Genève (GE)

Concert 30ème anniversaire FKMSM: Rija Rasolondraibe et les Hoper’s (Madagascar),

20 Juin 2015, 7 ora hariva,

Centre d’Art et de Conventions de Genève, rue Voltaire 27,

1201 Genève (GE)

Fotoam-pivavahana : 21 Juin 2015, 3 ora tolakandro

Paroisse d’Ecublens, Place de Motty 1, 1024 Lausanne (VD)

Non classé,nouvelles | vaovao

Joyeuse fête des mères à toutes les mamans!

12 Mai , 2013  

 

safe_image.php

La FKMSM souhaite une bonne fête à toutes les mères en y associant également toutes celles qui contribuent à l’éducation de nos enfants. Soyez bénies! http://fanasina.fkmsm.ch/

Reny Rène Neny Nène Nine Niny Mama Endry Nindry Njary Môàna …Bôfy Fibô Rabôfy Rafibany Rafotsy …selon les régions ou les générations, il y a plusieurs façons pour dire mère à Madagasikara, mais au sein de la FKMSM les femmes sont regroupé…es au sein du ‘Fanasina’ .

http://www.facebook.com/fkmsm

 

, , , , , , ,