détente | ala-voly,fkmsm,nouvelles | vaovao

30e anniversaire FKMSM: Sakafom-piravoravoana / Repas de fête, 29 Novembre 2015, 12:00, Servette (GE)

24 Nov , 2015  

Fiangonana FKMSM
Fankalazana ny faha-30 taona

Am-pifaliana no anasan’ny Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina (FKMSM) anao
amin’ny Sakafom-piravoravoana noho ny faha-30 taonany izay hatao, ny

Alahady 29 Novambra 2015 manomboka amin’ny 12 ora atoandro,

ao amin’ny  salle paroissiale de l’Eglise protestante Servette-Vieusseux,
Avenue Wendt 55, Genève 1203
Ny fisoratana anarana dia azo alefa amin’ny e-mail ao amin’ny komity (comite@fkmsm.ch) alohan’ny alakamisy 26 novambra 2015, amin’ny 12 atoandro.
Ny marim-pandraisana anjara dia 10.- chf ary ho raisina eo antoerana amin’io alahady io.

  Fanampim-panazavana: comite@fkmsm.ch
_________________________________________

Eglise FKMSM
Célébration de notre 30-ème année

C’est avec joie que nous vous invitons au Repas de fête de la Communauté Chrétienne
Malgache en Suisse et Environs (CCMSE) pour son 30-ème anniversaire, le

Dimanche 29 novembre 2015 dès 12h
à la salle paroissiale de l’Eglise protestante de Servette-Vieusseux,
Avenue Wendt 55, 1203 Genève.

L’inscription par e-mail auprès du comité (comite@fkmsm.ch) devrait être faite avant le jeudi 25 novembre 2015 midi pour des questions d’organisation.
La participation de 10,- CHF est à payer sur place.

Information : comite@fkmsm.ch

bénédiction | fahasoavana,fkmsm,nouvelles | vaovao

la FKMSM a 30 ans – 30 taona ny FKMSM

15 Avr , 2015  

La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et aux Environs ou Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisy sy ny Manodidina (FKMSM) fut créée en 1985 et fête cette année ses 30ans.

Elle a pour but de rassembler les chrétiens pour célébrer des cultes œcuméniques selon l’épitre aux Éphésiens 4:4-7.

« Votre vocation vous a appelé à une seule ESPÉRANCE,
un seul SEIGNEUR, une seule FOI, un seul BAPTÊME,
un seul DIEU et Père de tous, qui règne sur tous,
agit par tous, et demeure en tous »


Tonga soa eto amin’i Tranokalan’i Fiangonana Krisitianina Malagasy eto

Soisa sy ny manodidina  FKMSM!

Tamin’i taona 1985 no niforonan’ny Fiangonana Krisitianina Malagasy aty Soisa sy ny manodidina- FKMSM.

Noho ny fitahian’i Tompo dia mankalaza ny faha 30 taona niorenany ny FKMSM.

Ny tanjony dia mampiray ny mpino rehetra araka izay voalaza hoe :

Ny Batisa dia iray,

Ny finoana dia iray,

Ny Fiangonana dia iray,

Satria mino Tompo iray

, , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,nouvelles | vaovao

28|03|15 Fotoam-pivavahana ho an’ny traboina/ Culte pour Madagascar [ Bernex – CH] à 16h

28 Mar , 2015  

« ZANAHARY Ô! TAHIO NY TANINDRAZANAY »

« Raha ny oloko izay nantsoina amin’ny anarako ho avy hanetry lena ka
hivavaka sy hitady ny tavako ary hia/a amin’ny ratsy fanaony, dia hihaino any andanitra
Aho ka hamela ny helony ary hanasitrana ny taniny » Il Tantara 7: 14

Eo anatrehan’nv voina mihatra amin’ny firenena sy ireo mpiray tanindrazana
amintsika any Madagasikara, dia voninahitra ho an’ny Masoivohon’i Madagasikara
eto Genève miaraka amin’ireo Vondrom-bavaka Kritiana Malagasy eto Soisa sy
Frantsa manodidina ny manasa ireo Mpiray Tanindrazana rehetra miasa sy
mipetraka na mandalo eto Soisa sy Frantsa manodidina ho tonga hanatrika ny
fotoam-pivavahana iraisam-pinoana « VAVAKA HO AN’NY TANINDRAZANA » izay
hatao ny Sabotsy 28 martsa 2015 amin’ny efatra ora folakandro ao amin’ny Paroisse
Protestante Bernex Config.non, Chemin de Sur-Beauvent, 20- 1233- Bernex
.

Ao aorian’ny fotoam-pivavahana dia hisy famarotana vokatrin’ny Mpila
Ravin’ahitra izay handraisan’ny tsirairay anjara. Ny vola azo amin’izany dia hatokana
ho an’ireo mpiray tanindrazana amintsika tra-boina.

Koa dia maniry ny fahatongavantsika maro, ary manantena ihany koa ny mba
hampitantsika sy hampilazantsika ireo tapaka sy namana rehetra.


Suite aux catastrophes naturelles survenues ces dernières
semaines au Pays, l’Ambassade de Madagascar vous convie à
participer à l’événement préparé en faveur des sinistrés.
Cette manifestation, organisée avec le concours des
Communautés chrétiennes de la Suisse et de la France voisine, aura
lieu le 28 mars 2015 à 16 heures à la
Paroisse Protestante Bernex Confignon,
Chemin de Sur-Beauvent, 20
1233 – Bernex

Le Programme se déroulera en deux parties :
Partie 1 : Culte œcuménique pour Madagascar ;
Partie Il : Vente de snacks typiquement Malgaches.

La somme récoltée durant cet événement sera versée en faveur
des sinistrés.

, , , , , ,

détente | ala-voly,fkmsm,nouvelles | vaovao

29-30|11|14 Retraite spirituelle 2014 [ #Bouveret, CH]

24 Nov , 2014  

Ry havana,

Noho ny Fahasoavan’ny Tompo dia
manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka
ny 29-30 novambra any Bouveret (CH)
ho tonga amin’ny

Retraite Spirituelle

Izany dia hanomboka amin’ny 10 ora maraina

Hisy fampianarana Soratra Masina.

Samy hanana ny anjara fiofanana na ny lehibe na ny tanora na ny ankizy.
Ento ny namana sy tapaka, ny vady aman-janaka.

« Miorena tsara »
1 Korintiana 15:58

Ireo mpampiofana handray anjara

Arintsoa Zafindriaka
Séraphin Handriniaina

Ny fisoratana anarana
Ny fisoratana anarana dia azo atao any amin’ny komity
( comite@fkmsm.ch )

Ny sakafo
Samy mitondra sakafo enti-mizara (repas canadien) ny Asabotsy atoandro.

Ny saran-dasy
30 CHF ho an’ny lehibe,
10 CHF ho an’ny 5-16 taona.
Tsy mandoa ny zaza.

Ny adiresy mazava
Châlet Analakely – Bouveret (VS)*

Rohy
http://agenda.fkmsm.ch/

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manantona mivantana na manoratra amin’ny komity :
comite@fkmsm.ch

Ho aminao sy ny Ankohonanao anie ny Fiadanana sy Fitahiana avy amin’ny Tompo.

* « Le chalet « Analakely » se trouve à 30 minutes de Lausanne. Depuis l’autoroute No 9, prenez la sortie Villeneuve puis suivez la direction St-Gingolph-Evian. Arrivés au Bouveret, traversez le village. Après être passé devant un garage (Peugeot) sur votre gauche, continuez environ 400 mètres et à la hauteur de l’Ecole des Missions bifurquez à gauche, puis tout de suite à gauche. Montez 200 mètres: vous y êtes ! »

fkmsm,nouvelles | vaovao

Bonne Année 2014!

3 Jan , 2014  

Toute l’équipe de l’@genda FKMSM vous souhaite une excellente année 2014! 

Que la paix et la grâce de Dieu

T’accompagne tout au long de cette année.

voeux_2013_19_1074