Posts Tagged “ala-voly”

juillet 2010
03|07|10 vj 160x160 Grillades [Genève, CH]
Tous les vendredis st 160x160l Répétition [Lausanne, CH] à 19h
25|09|10 Réunion [Martigny, CH] à 15h

04|07|10 agenda 160x160 Culte [Genève, CH] à 15h
11|07|10 reveil 160x160 Cellule de prière [Lausanne, CH] à 15h
18|07|10 agenda 160x160 Culte [Lausanne, CH] à 15h
25|07|10 neutchatel Culte [Neuchâtel, CH] à 15h

Popularity: 2% [?]

Comments Pas de commentaire »

Invitation à la détente:

barbecue

Samihafa:

26|07|08 – Fiaraha-mifaly ao Vidy [Lausanne, CH]

Faly manasa ny rehetra tsy misy ankanavaka ny FKMSM amin’ny kitonotono izay atao ny asabotsy 26 jolay (manomboka @  11h 30) ao Vidy/Lausanne (jereo ny sary mifatotra).

Raha ratsy ny andro dia ahemotra ny Asabotsy 2 Aogaositra 2008 io fihaonana io.

Samy mitondra izay rano sahaza azy fa ny hena sy ny salade dia ny fiangonana no miantoka.

Ny Komity

Popularity: 2% [?]

Comments Pas de commentaire »