concert | fampisehoana,culte | fivavahana,détente | ala-voly,enfants | ankizy,fkmsm,g feminine | fanasina,réveil | fifohazana,valihan'i jehovah

Vaovao – Informations fkmsm – Aprily, 2018

12 Avr , 2018  

Vaovao – Informations

fkmsm – Avril, 2018

Fotoana manaraka – Célébrations

Dimanche 1er avril 2018 Paska 2018 @ 15h > Paska/Pâques
1er dimanche – Genève
Avenue Wendt 55
1203 Genève

Dimanche 15 avril 2018 @ 15h > Fotoana fifohazana
3ème dimanche – Lausanne
Place du Motty 1
1024 Ecublens

Vendredi 20 avril 2018 @ 19h > Fihaonana miaraka amin’i Mme Marthe Hervée

Samedi 21 avril 2018 @ 12h > Fête des enfants

Samedi 28 avril @ 19h > VJ Session

Camp de Pentecôte 19 au 21 avril 2018

CLOS DES PIERRES CH – 1659 ROUGEMONT

Efa misokatra ny fisoratana anarana amin’ny alalan’ny mail: camp[at]fkmsm.ch ary mifarana ny 30 Aprily 2018

L’inscription par mail : camp[at]fkmsm.ch est ouverte et se termine le 30 avril 2018 .

Sampana Ankizy
http://ankizy.fkmsm.ch/Samedi 21 avril 2018 @ 12h > Fête des enfantsParents!
Voulez-vous faire connaître les grandes fêtes de l’Eglise à vos enfants?
Réservez la date du samedi 21 avril!
Apportez un petit pic nic et venez nous rejoindre!
Les monitrices de l’Ecole du Dimanche la FKMSM accueillent les enfants dès 12h jusqu’à 17h
Au centre paroissial de la Servette
55 Avenue Wendt Genève
Tous les enfants dès 4 ans sont les bienvenus
Merci de nous laisser un petit message si vous voulez inscrire votre enfant
Au plaisir de fêter avec vous!
Sampana Fanasina
http://fanasina.fkmsm.ch/Vendredi 20 avril 2018 @ 19h > fihaonana miaraka amin’i Mme Marthe HervéeManome fotoana antsika ny mpanompon’ Andriamanitra Marthe Hervé ny zoma 20 avril ho avy izao!
Tsy ifanavahana ny fotoana fa kosa hisy fotoana iompanana amin’ny tontolon’ny #vehivavy koa dia asaina manokana izy ireo.
Amin’ny 7 ora hariva ny fotoana ao amin’ny salle paroissiale-n’ny Fiangonana Temple de la Servette
Avenue Wendt 55 Genève
Taomy ny namana rehetra!
Radio Vaovao Mahasoa
Sampana STL
http://stl.fkmsm.ch/Tous les  vendredisRépétition à Sevelin [Lausanne, CH] à 19h30
Sampana VJ
http://vj.fkmsm.ch/Tous les samedisRépétition à la Servette [Genève, CH] à 19hSamedi 28 avril @ 19h30 > VJ SessionVous êtes vivement conviés pour une soirée #VJSession
Tous les derniers samedis du mois à 19h30 !
Au programme: #chanter #musique #louer #partager #ensemble
Ouvert à tous ! Infos : vj@fkmsm.ch

, , , ,

enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 02 avril 2017, 15:00, Servette (GE)

29 Mar , 2017  

Gloire, Croix et Lumière…
Venez célébrer le printemps, le renouveau, la lumière, la vie…
Avec les enfants!
Dimanche 2 avril 2017 à 15h
Au Temple de la Servette
55 Av. Wendt
1203 Genève

Il y aura une vente après le culte pour soutenir la réalisation de notre camp avec les enfants au mois de juillet.
Merci pour votre généreux soutien.
Nous espérons vous revoir à cette occasion.
Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

http://ankizy.fkmsm.ch

Gloire, Croix et Lumière…Venez célébrer le printemps, le renouveau, la lumière, la vie…Avec les enfants!Dimanche 2 avril 2017 à 15hAu Temple de la Servette55 Av. Wendt 1203 Genève

Posted by Ag Enda on Samstag, 25. März 2017

, , , ,

culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / culte des enfants, 20 novembre 2016, 15:00, Ecublens (VD)

17 Nov , 2016  

agenda_ankizy

« Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy;
fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra. »
Matio 19:14

Manasa antsika hiaraka hidera an’Andriamanitra @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana

« Sekoly Alahady» eto @ [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] ,
ny Alahady 20 Novambra 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens.

Angahatana ireo ankizy manomana fampisehoana Noely sy ny fotoam-pivavahana mba ho tonga amin’ny 2 ora.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch


« Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi;
car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent »

Matthieu 19,14

Vous êtes chaleureusement invités au culte des enfants qui aura lieu au temple d’Ecublens le dimanche 20 novembre 2016 à 15h.

Tous les enfants qui préparent le culte et le spectacle de Noël avec les enfants sont priés de venir à 14h.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

, ,

enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration, 05 juin 2016, 15:00, Servette (GE)

1 Juin , 2016  

Trient 2016 vidéo F_Seraweb/piano JamesBlues

« Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina. » Salamo 133

« Voici, oh! qu’il est agréable, qu’il est doux Pour des frères de demeurer ensemble! » Psaume 133

Manasa antsika hanotrona ny zanantsika @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana « Sekoly Alahady»  [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 5 Jona 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

Amin’io fotoana io koa no itondrantsika am-bavaka ny asan’ireo mpanabe sy mpampianatra ary mpikolokolo aram-panahy ireo zanantsika.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.


Venez nombreux entourer et découvrir ce que les jeunes du culte de l’enfance ont préparé, ce dimanche 05 juin 2016 @ 15h à la paroisse de la Servette.

Pendant ce culte nous présenterons  l’équipe de monitrices qui se sont engagés et prier ensemble pour leurs ministères.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

Contact: comite@fkmsm.ch
web: ankizy.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , ,

fkmsm,réveil | fifohazana

23-24|11|13 Retraite spirituelle 2013 [ #Prêles, CH]

21 Nov , 2013  


1

Ry havana,

Noho ny Fahasoavan’ny Tompo dia
manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga amin’ny « Retraite Spirituelle »
izay ho tontosaina ny 23-24 novambra ao Prêles (CH)
.

Hisy fampianarana Soratra Masina. Samy hanana ny anjara fiofanana na ny lehibe na ny tanora na ny ankizy.
Ento ny namana sy tapaka, ny vady aman-janaka.

2

Ny lohahevitra dia:
« Ny Fifankatiavana »

Ireo mpampiofana handray anjara:
Mompera Jean Romuald Andrianarinirina
Tojo Rakotoarison

Ny fisoratana anarana dia azo atao any amin’i :
Hubert Rakotonandrasana ( jhrakoto [at] yahoo.fr | Tél : 079 852 08 41 )
Honitra Randriamparany ( famille.randriamparany [at] yahoo.fr )

Samy mitondra sakafo enti-mizara (repas canadien) ny Asabotsy atoandro.Ny saran-dasy
30 CHF hoan’ny lehibe,
Tsy mandoa saran-dasy ny zaza latsakin’ny 16 taona

 

Ny adiresy mazava
Camp Adventure
Chemin du Stand 1, CH-2515 Prêles

3

Rohy
http://agenda.fkmsm.ch/

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manantona mivantana na manoratra amin’ny komity :
comite[at]fkmsm.ch

Ho aminao sy ny Ankohonanao anie ny Fiadanana sy Fitahiana avy amin’ny Tompo.

 

, , , , , , , , ,