culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm,stl | Lausanne

Fotoam-pivavahana / célébration, 19 août 2018, 15:00, Ecublens (VD)

18 Août , 2018  

«Raha mangataka zavatra Amiko amin’ny Anarako ianareo, dia hataoko izany.»
— Jaona 14:14

Manasa anao hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ny fiangonana FKMSM.
Ny fotoanantsika manaraka dia ny
Alahady 19 Août 2018, amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny
Temple d’Ecublens,
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Eo koa ny hihaonantsika  amin’ireo ankizy niverina avy nanao lasy tany Villersexel.
Maniry ny hihaona aminao am-pifaliana ary manao veloma anao amin’ny anaran’i Tompo.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch
______________________________

«Si vous demandez quelque chose en mon nom, je le ferai.» Jean 14,14

Vous êtes cordialement invité à la célébration de la FKMSM qui aura lieu au temple d’Ecublens le
Dimanche 19 Août 2018, à 15:00
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Nous allons accueillir les enfants qui rentrent du camp de Villersexel.
Le culte sera animé par la chorale STL.
Au plaisir de vous accueillir!
Information: seraweb[@]fkmsm.ch

 

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 05 août 2018, 15:00, Servette (GE)

1 Août , 2018  

« Hoy Jesosy taminy: Izaho no mofon’aina; izay manatona Ahy tsy mba ho noana, ary izay mino Ahy tsy mba hangetaheta intsony.» Jaona6:35

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 5 Aogostra 2018 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

« Celui qui vient à moi n’aura jamais faim, celui qui croit en moi n’aura jamais soif » (Jean 6,35)

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM.

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 5 août 2018 à 15h au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

culte | fivavahana,fkmsm,stl | Lausanne

Fotoam-pivavahana / célébration, 20 août 2017, 15:00, Ecublens (VD)

16 Août , 2017  

 
 » Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak’Andriamanitra. « 
Matio 5:9
Manasa anao hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ny fiangonana FKMSM.
Ny fotoanantsika manaraka dia ny
Alahady 20 Août 2017, amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny
Temple d’Ecublens,
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Maniry ny hihaona aminao am-pifaliana ary manao veloma anao amin’ny anaran’i Tompo.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch
______________________________

 » Heureux ceux qui procurent la paix, car ils seront appelés fils de Dieu!  »
Matthieu 5:9

Vous êtes cordialement invité à la célébration de la FKMSM qui aura lieu au temple d’Ecublens le
Dimanche 20 Août 2017, à 15:00
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Le culte sera animé par la chorale STL.
Au plaisir de vous accueillir!
Ce serait avec joie de vous rencontrer.
Information: seraweb[@]fkmsm.ch

, , ,

fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 06 août 2017, 15:00, Servette (GE)

2 Août , 2017  

« Hanao fanekena mandrakizay aminy aho, mba tsy hihatahako aminy tsy manao soa aminy intsony.»

Jeremia 32,37-41

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 6 Aogostra 2017 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

Le Seigneur dit: Je conclurai avec mon peuple une alliance éternelle: je ne cesserai pas de les accompagner pour leur faire du bien.
Jr 32,37-41

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM.

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 6 août 2017 à 15h au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous b7énisse ainsi que votre famille!

La Team Seraweb

, ,

fkmsm

Newsletter #3, 2016

30 Sep , 2016  

Bonjour à toutes et à tous,
Nous vous envoyons notre « newsletter » de juillet à septembre 2016.
N’hésitez pas à nous envoyer vos infos, photos à seraweb[@]fkmsm.ch.
Nous nous ferons un plaisir de les relayer.
Meilleures salutations

Salama tompoko,
Alefanay ny aminao ny vaovao farany t@ volana Jolay-Septambra 2016.
Aza misalasala mizara ny vaovao sy ny sary ary mandefa @ seraweb[@]fkmsm.ch
Mirary soa anao sy ny ankohonanao

Communauté œcuménique chrétienne malgache en Suisse et aux environs
Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

, , , , ,