culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 07 janvier 2018, 15:00, Servette (GE)

3 Jan , 2018  

« Ary Andriamanitry ny fanantenana anie hameno anareo amin’ny fifaliana sy ny fiadanana rehetra amin’ny finoanareo,

mba hitomboanareo amin’ny fanantenana noho ny herin’ny Fanahy Masina.  » Romana 15:13

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Taona vaovao 2018 !

Manasa anao ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 7 Janoary 2018 ho avy izao,

amin’ny 3 ora tolakandro, ao amin’ny

Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

Que le Dieu de l’espérance vous remplisse de toute joie et de toute paix dans la foi,

pour que vous abondiez en espérance, par la puissance du Saint-Esprit !“ Romains 15:13

Bonne et heureuse année 2018 !

Nous vous invitons à la prochaine célébration de la FKMSM qui aura lieu ce dimanche 7 janvier 2018

à 15h la célébration au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous nous réjouissons de vous revoir.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

,