Posts Tagged “culte”

septembre 2010
Vacances jusqu’au 28|08|10 vj 160x160 [Genève, CH]
05|09|10 Culte [Genève, CH] à 15h

Alahadin’ny mpitandrina

11|09|10 Kermesse [Lausanne, CH] à 13h

19|09|10 agenda 160x160 Culte [Lausanne, CH] à 15h
25|09|10 Réunion [Martigny, CH]
26|09|10 neutchatel Culte [Neuchâtel, CH] à 15h

Popularity: 1% [?]

Comments Pas de commentaire »

juillet 2010
03|07|10 vj 160x160 Grillades [Genève, CH]
Tous les vendredis st 160x160l Répétition [Lausanne, CH] à 19h
25|09|10 Réunion [Martigny, CH] à 15h

04|07|10 agenda 160x160 Culte [Genève, CH] à 15h
11|07|10 reveil 160x160 Cellule de prière [Lausanne, CH] à 15h
18|07|10 agenda 160x160 Culte [Lausanne, CH] à 15h
25|07|10 neutchatel Culte [Neuchâtel, CH] à 15h

Popularity: 2% [?]

Comments Pas de commentaire »

FKMSM – NEUCHÂTEL:

stn.png

<< Fa hianareo kosa dia taranaka voafidy,

fanjakam-pisorona, firenena masina, olona nalain’Andriamanitra

ho an’ny tenany…>> I Petera 2 :9

Faly miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’ny Jesosy Kristy Tompontsika !

Tonga indray izao ny fotoanan’ny fiaraha-mivavaka amin’ny  teny malagasy aty Neuchatel.

Hiarahan-tsika mpianakavy amin’ny finoana midera sy mankalaza an’Andriamanitra, ILAY feno Fahasoavana sy Fahamarinana.

Ny fotoam-pivavahana tsy miova fa manomboka 3 ora tolakandro, ny toerana koa tahak’izany ao @ Paroisse la maladière ihany.

Hisy kosa anefa fianaran-kiran’ny Noely, izay atomboka amin’ny

1ora tolakandro, ka miangavy antsika samy ho tonga aloha amin’io  fianaran- kira io satria efa akaiky ny fotoana.

Farany, misy ny fiaraha-misakafo aorianan’ny fiaraha-mivavaka, izay hanasana  antsika rehetra ihany koa.

Dia mametraka ny firarian-tsoa  ho antsika rehetra tompoko !

Ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany !

Toerana : Paroisse de la Maladière, antsinanan’ny hôpital Portales

Popularity: 5% [?]

Comments Pas de commentaire »

Programme mois de novembre:

fkmsm.png


Prochain rdv:

01|11|09 - [Genève, CH] à 15h
15|11|09 - [Lausanne, CH] à 15h

29|11|09 - [Neuchâtel, CH] à 15h

Information des sections | vaovaon’ny sampana:

Enfants:

1er et 3ème dimanche à partir de 14h30

13|06|09 - Préparation fête de Noël, chants, danse, divers bricolages [Genève, CH]

http://ankizy.fkmsm.ch/

Chorale Sampana Tanora Lausanne:

La chorale STL fête son 5ème anniversaire durant toute l’année 2009.

07|11|09 - Concert [Temple Tivoli, Lausanne, CH]

Répétition STL tous les 1er et 3 ème vendredi soir à 20h et

tous les 2 ème et 4 ème dimanches à 15h  [Temple Tivoli, Lausanne, CH]

Chorale Sampana Tanora Neuchâtel:

Répétition STN tous les 1er et 3 ème mercredi.

informations: Abel 078 640 26 06 ou Rado 077 599 88 48

Chorale Valihan’i Jehovah:

La chorale VJ fête son 15ème anniversaire durant toute l’année 2009.

Pièce de théâtre “Mbola misy” – 5 décembre 2009

Soirée de clôture dîner concert – 9 janvier 2010

Répétitions tous les samedi  à la Servette dès 19h [Genève, CH]

Groupe de réveil – sampana fifohazana:

Inscription ouverte à tous pour les visites à domicile. Organisation de cellule de Prière, formation et retraite spirituelle

Information des commissions | vaovaon’ny vaomiera:

Commission œcuménique et de la foi (finoana):

http://finoana.fkmsm.ch

Œuvre d’entraide pour Madagascar (tetikasa):

http://projet.fkmsm.ch

Commission sociale (sosialy):

Aides, informations juridiques et sociales ou aide psychologique.

http://sosialy.fkmsm.ch

Your email:

 

Popularity: 3% [?]

Comments Pas de commentaire »

FKMSM – NEUCHÂTEL:

stn.png

FANASANA

Hoy Jesosy: Izaho no voaloboka, hianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy Jaona15 :5

Ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Ray sy Jesoa  Kristy Tompontsika !

Ry havana malala, faly mamangy sy miarahaba anareo rehetra
@ anaran’i Jesoa Kristy izahay.

Ankehitriny dia mampatsiahy antsika rehetra, ny @ fotoam-pivavahana fanaon-tsika isaky  Alahady faran’ny volana aty Neuchatel.

Manantena ny fahatongavantsika maro.

Ento ny namanao , izay mbola tsy nandre, fa zava-dehibe amintsika malagasy tokoa izany mivavaka sy manompo an’Andriamanitra izany, ary indrindra moa fa ny FIHAVANANA  MALAGASY izay tiana hohamafisina koa ao anatin’izany, fiaraha-miombom-bavaka izany.

Farany, dia mamporisika antsika rehetra hanana firaisana mandrakariva amin’Andriamanitra, mba hamoazantsika voa tsara dia : finoana, fitiavana, fahalemem-panahy, toem-panahy araka an’Andriamanitra.
Mandram-pihaona, ary mahereza daholo tompoko,

Ny Komity

Popularity: 4% [?]

Comments Pas de commentaire »