Warning: Use of undefined constant REQUEST_URI - assumed 'REQUEST_URI' (this will throw an Error in a future version of PHP) in /home/clients/b9e02524777c3b1ef01fac86edb7954f/web/agenda/wp-content/themes/fullby/functions.php on line 73
@genda | FKMSM

fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 06 août 2017, 15:00, Servette (GE)

2 Août , 2017  

« Hanao fanekena mandrakizay aminy aho, mba tsy hihatahako aminy tsy manao soa aminy intsony.»

Jeremia 32,37-41

Izany tenin’ny Soratra Masina izany no indramina hoentina manasa anao am-pifaliana ho tonga hiaraka hidera an’Andriamanitra eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 6 Aogostra 2017 ho avy izao, manomboka 3 ora tolakandro, ao amin’ny Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

Le Seigneur dit: Je conclurai avec mon peuple une alliance éternelle: je ne cesserai pas de les accompagner pour leur faire du bien.
Jr 32,37-41

C’est avec cette Parole et avec joie que nous vous invitons à la célébration de la FKMSM.

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 6 août 2017 à 15h au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous b7énisse ainsi que votre famille!

La Team Seraweb

, ,

culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

Fotoam-pivavahana Fifohazana / Célébration, 16 juillet 2017, 15:00, Ecublens (VD)

12 Juil , 2017  

Manasa anao amin’ny fiaraha-mivavaka karakarain’ny Fifohazana, ny alahady 16 jolay 2017 @ 3 ora ao @ Paroisse Ecublens Lausanne.
« Tompo ô mba faniriako ny handova lanitra dieny ety an-tany… »

Manasa anao amin'ny fiaraha-mivavaka karakarain'ny Fifohazana, ny alahady 16 jolay 2017 @ 3 ora ao @ Paroisse Ecublens Lausanne."Tompo ô mba faniriako ny handova lanitra dieny ety an-tany…"

Posted by Ag Enda on Montag, 10. Juli 2017

 

, ,

culte | fivavahana,fkmsm,réveil | fifohazana

Fotoam-pivavahana Fifohazana / Célébration, 2 juillet 2017, 15:00, Servette (GE)

29 Juin , 2017  

« Andao e! Andao e! Hanantona ny Tompo soa »
Vous êtes convié au culte préparé par la Section du Réveil
FKMSM, qui aura lieu le dimanche 2 juillet 2017 à 15h au Temple de la Servette à Genève.
Avenue Wendt 55 Genève 1203
C’est le Seigneur qui invite
Venez nombreux!

"Andao e! Andao e! Hanantona ny Tompo soa"Vous êtes convié au culte préparé par la Section du Réveil FKMSM, qui aura lieu le dimanche 2 juillet 2017 à 15h au Temple de la Servette à Genève.Avenue Wendt 55 Genève 1203C'est le Seigneur qui inviteVenez nombreux!#Asa_sy_Fampaherezana #Volana_Fifohazana

Posted by Ag Enda on Montag, 26. Juni 2017

, ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration œcuménique, fête nationale de Madagascar , 25 juin 2017, 14:30, Genève

13 Juin , 2017  

Ao anatin’ny fankalazana ny faha-57 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia manasa antsika rehetra ny

Masoivohon’i Madagasikara eto Genève  sy ireo fiangonana kristiana miaraka amin’ny fikambanana malagasy eto Soisy sy Frantsa manodidina

 hiara- iombom-bavaka amin’ny

fotoam-pivavahana iraisam-pinoana izay ho tanterahina ny

Alahady 25 Jona 2017 amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro ao amin’ny

Église St-Nicolas de Flue

Rue de Montbrillant 57

1202 Genève.

Manainga antsika mba hifampilaza sy hampandre ireo namana rehetra mpiray tanindrazana amintsika mba ho tonga maro,

« Raha misy iray na roa aminareo mivory amin’ny anarako dia eo afovoany aho… »

Misaotra antsika sahady amin’ny fahatongavantsika hiombom-bavaka ho an’ny tanindrazana, ny mpitondra sy ny vahoaka Malagasy.

More…

, ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration Pentecôte , 4 juin 2017 – [Montcherand, CH]

3 Juin , 2017  

Fotoam-pivavahana / Célébration Pentecôte
Sur la Place 1
1354 Montcherand
comite [@] fkmsm.ch

, ,