Posts Tagged “fivavahana”

juin 2010
Tous les samedis vj 160x160 Répétition [Genève, CH] à 19h
Tous les vendredis st 160x160l Répétition [Lausanne, CH] à 19h
06|06|10 agenda 160x160 Culte [Genève, CH] à 15h
13|06|10 reveil 160x160 Cellule de prière [Lausanne, CH] à 15h
20|06|10 agenda 160x160 Culte [Lausanne, CH] à 15h
26|06|10 agenda 160x160 Fête nationale de Madagascar

Popularity: 3% [?]

Comments Pas de commentaire »

FKMSM – NEUCHÂTEL:

stn.png

FANASANA

Ry havana ao amin’ny Tompo,
Faly mamangy sy miarahaba antsika rehetra,
ho aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana
avy amin?Andriamanitra Ray sy Jesoa Kristy Tompontsika !

Ry havana malala , tonga mampatsiahy antsika ny fiaraha-mivavaka amin’ny teny malagasy, izay fanaon-tsika indray mandeha isam-bolana.

Ao amin’ny Eglise La maladière Neuchatel, antsinanan’ny Hopitaly Portales, Alahady 30 Aout @ 3 ora tolakandro.

Manainga antsika rehetra ary tompoko, ho tonga maro, hiara-hiombom-bavaka hidera an’Andriamanitra , Hisy ny :

-fangatam-pitahiana ho an?ny taom-pianarana 2009-2010
-fangatam-pitahiana ho an?ny tanindrazantsika

Aorian?ny fotoam-pivavahana dia hisy fiarahana miala hetaheta !

Farany, veloma finaritra ary mandram-pihaona tompoko,
Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanantsiny amin?ny fihavian?ny Jesoa Kristy Tompontsika !

Ny komity STN FKMSM Neuchatel.

Popularity: 2% [?]

Comments Pas de commentaire »

Joyeuses Pâques:

lapin La Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et Environs (FKMSM) vous souhaite de joyeuses fêtes de Pâques.

Popularity: 1% [?]

Comments Pas de commentaire »

FKMSM

 

Pâques

2008

servette

Hisy fotoam-pivavahana iraisam-pinoana Malagasy [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 12 Aprily 2009 , amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55 , 1203 Genève].

Ampatsahivina isika fa manomboka amin’ny 2 ora sy sasany ny sekoly alahady.

Manasa antsika ho tonga maro hanatrika izany andro lehibe izany.

Jésus est ressucité !
Il est vraiment ressuscité !

Venez célébrer dans la joie avec nous !

12 avril 2009 @ 15h

Paroisse de la Servette
av.  Wendt 55
Genève

Renseignements
mail: comite@fkmsm.ch
web: www.fkmsm.ch

Popularity: 1% [?]

Comments Pas de commentaire »