fkmsm,réveil | fifohazana

23-24|11|13 Retraite spirituelle 2013 [ #Prêles, CH]

21 Nov , 2013  


1

Ry havana,

Noho ny Fahasoavan’ny Tompo dia
manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga amin’ny « Retraite Spirituelle »
izay ho tontosaina ny 23-24 novambra ao Prêles (CH)
.

Hisy fampianarana Soratra Masina. Samy hanana ny anjara fiofanana na ny lehibe na ny tanora na ny ankizy.
Ento ny namana sy tapaka, ny vady aman-janaka.

2

Ny lohahevitra dia:
« Ny Fifankatiavana »

Ireo mpampiofana handray anjara:
Mompera Jean Romuald Andrianarinirina
Tojo Rakotoarison

Ny fisoratana anarana dia azo atao any amin’i :
Hubert Rakotonandrasana ( jhrakoto [at] yahoo.fr | Tél : 079 852 08 41 )
Honitra Randriamparany ( famille.randriamparany [at] yahoo.fr )

Samy mitondra sakafo enti-mizara (repas canadien) ny Asabotsy atoandro.Ny saran-dasy
30 CHF hoan’ny lehibe,
Tsy mandoa saran-dasy ny zaza latsakin’ny 16 taona

 

Ny adiresy mazava
Camp Adventure
Chemin du Stand 1, CH-2515 Prêles

3

Rohy
http://agenda.fkmsm.ch/

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka manantona mivantana na manoratra amin’ny komity :
comite[at]fkmsm.ch

Ho aminao sy ny Ankohonanao anie ny Fiadanana sy Fitahiana avy amin’ny Tompo.

 

, , , , , , , , ,

culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm

02|12|12 – Culte de l’enfance [Genève, CH]

1 Déc , 2012  

 

Manasa antsika hanotrona ny zanantsika @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny  ANKIZY [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 2 desambra 2012, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

 

Venez nombreux entourer et découvrir ce que les jeunes du culte de l’enfance ont préparé.

01 décembre 2012
@ 15h

Paroisse de la Servette
Avenue Wendt 55
Genève

News:
mail: ankizy@fkmsm.ch
web: ankizy.fkmsm.ch

Tia Zaza  2006

Toc!Toc!Toc!  CDN2007

Dieu a tant aimé le monde  CDN2009

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,

concert | fampisehoana,détente | ala-voly,fkmsm,stl | Lausanne

31|12|11 – RÉVEILLON DE LA SAINT SYLVESTRE [Sevelin, CH]

30 Déc , 2011  

Réveillon de la Saint-Sylvestre

Date
SAMEDI 31 DÉCEMBRE 2011 · à partir de 19h30

Lieu SALLE PAROISSIALE DE SÉVELIN Avenue de Tivoli 74, 1007 Lausanne

dès 19h30
REPAS CANADIEN

dès 21h30 SOIRÉE DANSANTE animé par Dj Sassa contact( +41) 079 723 89 17

stl.tanora@gmail.com

, , , , , , , , , , , , , , , , , , , , ,