culte | fivavahana,fkmsm,valihan'i jehovah

Fotoam-pivavahana / célébration, 21 mai 2017, 15:00, Ecublens (VD)

18 Mai , 2017  

"Réforme, où es-tu?"Invitation au culte préparé par VjDimanche 21 mai à 15hPlace du Motty 1, 1024 EcublensAvec hommage au compositeur Jean Razafindrajery

Posted by Vj Book on Dienstag, 16. Mai 2017

« Fa matoky aho fa na fahafatesana, na fiainana, na anjely, na ireo fanapahana, na zavatra ankehitriny, na zavatra ho avy, na hery, na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin’izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin’ny fitiavan’Andriamanitra izay ao amin’i Kristy Jesosy Tompontsika. »
Rom 8:38-39

Manasa anao hiaraka hidera an’Andriamanitra  eto amin’ny FKMSM.

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 21 Mey 2017 amin’ny 3 ora tolak’andro

ao amin’ny Temple d’Ecublens, Place de Motty, 1024 Ecublens

Maniry ny hihaona aminao am-pifaliana ary manao veloma anao amin’ny anaran’i Tompo.

Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch

______________________________________________________

Prochain culte

 « Car j’ai l’assurance que ni la mort ni la vie, ni les anges ni les dominations,
ni les choses présentes ni les choses à venir, ni les puissances, ni la hauteur, ni la profondeur, ni aucune autre créature ne pourra nous séparer de l’amour de Dieu manifesté en Jésus-Christ notre Seigneur. »
Rom. 8:38-39

Vous êtes cordialement invité à la célébration de la FKMSM qui aura lieu au temple d’Ecublens le

Dimanche 21 mai 2017 à 15h, Place de Motty, 1024 Ecublens

Le culte sera animé par la chorale Valihan’i Jehovah.
Le thème de la Réforme sera à l’honneur et un hommage sera rendu au compositeur Jean RAZAFINDRAJERY.
Au plaisir de vous accueillir!

Information: seraweb[@]fkmsm.ch

, , , ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 07 mai 2017, 15:00, Servette (GE)

4 Mai , 2017  

« Izaho no vavahady; raha Izaho no hidiran’ny olona, dia hovonjena izy ka hiditra sy hivoaka sady hahazo hanina. »  Jaona 10:9

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 7 May 2017 ho avy izao,

amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny

Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.

***

  »  Je suis la porte. Si quelqu’un entre par moi, il sera sauvé; il entrera et il sortira, et il trouvera des pâturages. «  Jean 10:9

Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 7 mai 2017

à 15h  au Temple de la Servette, avenue Wendt 55 Genève 1203.

Nous nous réjouissons de vous revoir.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

, , ,