culte | fivavahana,fkmsm,stl | Lausanne

Fotoam-pivavahana / célébration, 20 août 2017, 15:00, Ecublens (VD)

16 Août , 2017  

 
 » Sambatra ny mpampihavana; fa izy no hatao hoe zanak’Andriamanitra. « 
Matio 5:9
Manasa anao hiara-hidera sy hankalaza an’Andriamanitra miaraka amin’ny fiangonana FKMSM.
Ny fotoanantsika manaraka dia ny
Alahady 20 Août 2017, amin’ny 3 ora tolakandro ao amin’ny
Temple d’Ecublens,
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Maniry ny hihaona aminao am-pifaliana ary manao veloma anao amin’ny anaran’i Tompo.
Fifandraisana: seraweb[@]fkmsm.ch
______________________________

 » Heureux ceux qui procurent la paix, car ils seront appelés fils de Dieu!  »
Matthieu 5:9

Vous êtes cordialement invité à la célébration de la FKMSM qui aura lieu au temple d’Ecublens le
Dimanche 20 Août 2017, à 15:00
Place de Motty 1, 1024 Ecublens
Le culte sera animé par la chorale STL.
Au plaisir de vous accueillir!
Ce serait avec joie de vous rencontrer.
Information: seraweb[@]fkmsm.ch

, , ,

culte | fivavahana,fkmsm

25|12|16 KRISMASY – CULTE DE NOËL [Genève, CH]

19 Déc , 2016  

« Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’ i Davida, dia Kristy Tompo.», Lioka 2 : 11

faly manasa anao hiara-mankalaza ny fetin’ny Krismasy

ny Alahady 25 desambra 2016

ao amin’ny Fiangonana Servette, Avenue Wendt 55, 1203 Genève

Toy izao ny fandaharam-potoana:

-12 ora sy sasany atoandro : repas canadien anasana ny rehetra hatao ao amin’ny salle paroissiale ao ambany rihan’ny fiangonana

– 3 ora tolakandro : fotoam-pivavahana ao am-piangonana

Aorian’ny fotoam-pivavahana dia hitohy fety ahafahantsika rehetra mandray anjara sy hanolorana fanomezana ireo zanantsika.

Iangaviana ny isam-pianakaviana mba hitondra « bûche de Noël » hifampizarana.

Dia manantena ny hihaona aminao ary manao veloma anao amin’ny Anaran’i Tompo

Fifandraisana: comite@fkmsm.ch

___________________________________________

« C’est qu’aujourd’hui, dans la ville de David, il vous est né un Sauveur, qui est le Christ, le Seigneur.» Luc 2, 11

La FKMSM (Communauté Chrétienne Malgache en Suisse et aux Environs)

vous invite à célébrer ensemble Noël :

ce dimanche 25 décembre 2016

au Temple protestant de la Servette, Avenue Wendt 55, 1203 Genève.

Le programme se déroulera comme suit :

Dès 12h30 : repas canadien où tout le monde est invité dans la salle paroissiale (au rez-de-chaussée)

– A 15h : célébration dans le Temple

Après la célébration, il y aura le traditionnel moment de fête et de partage pendant lequel les enfants recevront des cadeaux.

Chaque famille apportera un « bûche de noël » dont nous nous partagerons.

En espérant vous rencontrer, nous vous transmettons nos salutations en Christ.

Contact: comite@fkmsm.ch

, , , ,

divers | samihafa,fkmsm

Fête nationale de Madagascar – École d’Aïre [Aïre, CH] à partir de 19h

21 Juin , 2016  

 26June

Fête de Madagascar:

Tohin’ny fankalazana ny faha-56 taonan’ ny fahaleovantenan’i Madagasikara dia

manasa antsika rehetra ho tonga hiara-hikorana hifaly sy hitotorebika ny

Asabotsy faha- 25 Jona 2016 amin’ny 7ora hariva ao amin’ny efitrano filanonana

École d’Aïre Chemin du Grand-Champ 11 – 1219 Aïre – Genève.

Manantena ny fahatongavantsika ary koa manasa antsika mba hampita sy hampilaza amin’ireo tapaka sy namana.

Manomana stand ny FKMSM hanohanana ireo asa fanampiana, manatena koa ny fanohananao.

__________________

A l’occasion de la Fête nationale, nous avons le plaisir de vous inviter le

samedi 25 juin 2016 de 19h à 2h du matin à la

Salle polyvalente – Ecole d’ Aïre Chemin du Grand-Champ 11 – 1219 Aïre

https://goo.gl/maps/sYwieeXBGv42

Comme chaque année, notre communauté va contribuer à cette fête, nous allons tenir un stand pour soutenir nos actions.

Arrêt TPG Grand-Champ
Parking Piscine et centre commerciale du Lignon
Entrée libre / Restauration sur place

Venez nombreux!!!

, , , , ,

enfants | ankizy,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration, 05 juin 2016, 15:00, Servette (GE)

1 Juin , 2016  

Trient 2016 vidéo F_Seraweb/piano JamesBlues

« Endrey, tsara sady mahafinaritra Raha ny mpirahalahy no miara-monina. » Salamo 133

« Voici, oh! qu’il est agréable, qu’il est doux Pour des frères de demeurer ensemble! » Psaume 133

Manasa antsika hanotrona ny zanantsika @ fotoam-pivavahana izay nokarakarain’ny sampana « Sekoly Alahady»  [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 5 Jona 2016, amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

Amin’io fotoana io koa no itondrantsika am-bavaka ny asan’ireo mpanabe sy mpampianatra ary mpikolokolo aram-panahy ireo zanantsika.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.


Venez nombreux entourer et découvrir ce que les jeunes du culte de l’enfance ont préparé, ce dimanche 05 juin 2016 @ 15h à la paroisse de la Servette.

Pendant ce culte nous présenterons  l’équipe de monitrices qui se sont engagés et prier ensemble pour leurs ministères.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

Contact: comite@fkmsm.ch
web: ankizy.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana / Célébration , 17 avril 2016, 10:00, Saint-Laurent (LSNE)

14 Avr , 2016  

280px-Église-réformée-Saint-Laurent

Ny fotoanantsika manaraka dia ny alahady 17 aprily 2016 ho avy izao, manomboka 10 ora maraina,

ao amin’ny fiangonana Saint-Laurent, Rue Saint-Laurent, 1003 Lausanne.

Manasa antsika @ sakafom-pirahalahiana aorianan’ny fotoam-pivavahana

dia miangavy antsika ny hitondra dessert ifampizarana.

Isaorana koa raha miy afaka mitondra saosy (malagasy) atao fangaron’ny vary.

Koa dia maniry ny hihaona aminao am-pifaliana.

Ny fahasoavan’Andriamanitra anie ho aminao sy ny ankohonanao.


Notre prochain rendez-vous aura lieu ce dimanche 17 avril 2016 à 10h

à l’église Saint-Laurent, 1003 Lausanne.

Nous espérons vous revoir à cette occasion.

Que Dieu vous bénisse ainsi que votre famille!

(parking Valentin ou Riponne)

La Team Seraweb

, ,