culte | fivavahana,fkmsm

Fotoam-pivavahana FKMSM, 02 Août 2015, 15h, Servette (GE)

2 Août , 2015  


  Fotoam-pivavahana
Alahady 02 Aogositra 2015
manomboka amin’ny 3 ora tolakandro,
ao amin’ny fiangonana protestanta Servette-Vieusseux,
Avenue Wendt 55, Genève 1203

  Fanampim-panazavana: comite@fkmsm.ch
_________________________________________

Célébration
Dimanche 02 Août 2015 à 15h,
à la Paroisse Protestante Servette-Vieusseux,
Avenue Wendt 55,
Genève 1203
Information : comite@fkmsm.ch

, , , , ,

culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm

01|12|13 – Culte de l’enfance à 15h [Genève, CH]

29 Nov , 2013  

ankizy
« Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi; 
car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent »

Matthieu 19,14

 
 

« Avelao ny zaza, ary aza raràna tsy hanatona Ahy; 

fa an’ny toa azy ny fanjakan’ny lanitra. »
Matio 19,14


Bonjour chers parents !
Le culte des enfants aura lieu ce dimanche 1er décembre à Genève.

Voilà toutes les informations à savoir, et aussi les préparations à faire par nos enfants !


Que le Seigneur vous bénisse !

Rendez-vous
Ce : 1er décembre
Heure : 14h00. Nous devrons encore préparer et répéter les chants.
Lieu : Paroisse de la Servette – Avenue Wendt 55, Genève.

Que Jésus, Celui qui aime les enfants, nous donne la sagesse pour les faire grandir !


, , , , , , ,

fkmsm,g feminine | fanasina

03|11|13 Fotoam-pivavahana / Culte Fanasina [ #Genève – CH] à 15h

3 Nov , 2013  

Sampana vehivavy : Fanasina

fanasina

Hisy fotoam-pivavahana izay karakarain’ny sampana vehivavy FANASINA [Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina, FKMSM] , ny Alahady 3 novambra 2013 , amin’ny 3 ora hariva ao amin’ny fiangonana protestanta Servette, [avenue Wendt 55, Genève].

Paroisse de la Servette
Avenue Wendt 55
Genève

Vaovao:
mail: fanasina [at] fkmsm.ch
web: http://fanasina.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm

21|04|13 – Culte des communautés avec les communautés camerounaise, malgache, suisse et vietnamienne [Genève, CH]

19 Avr , 2013  

Fiadanana!

Amin’ny 10 ora maraina tsy diso ny Alahady 21 Aprily izao ny fotoantsika manaraka ao amin’ny Paroisse de Servette (Av. Wendt 55, Genève) miaraka amin’ny communauté hafa (Cameroun, Servette, Vietnam).
Hisy ny fiaraha-misakafo aorian’ny fotoana.

Efa misy ireo olona hitondra :
– mofo (mofo akondro, mofo gasy)
– vary amin’ny rice-cooker
– laoka (hena ritra, poulet au coco, trondro)
– dessert

Manentana antsika handray anjara amin’ny fitondrana sakafo.
Raha sitrakao dia iantohan’ny fiangonana ny laninao amin’izany.
Mangataka anao hampahafantatra ny komity raha mila izany ianao.

Misaotra anao mialoha.

Mamerina ny fanononana ny Fiadanan’ny Tompo ho aminao sy ny ankohonanao.

, , , , , , , ,

culte | fivavahana,fkmsm,projet | tetikasa

03|03|13 – Cyclone – informations et culte œcumenique [Genève, CH]

1 Mar , 2013  

 

 cyclone2

Appel à la solidarité pour les victimes du cyclone Haruna

Chers frères et sœurs en Christ,

La F.K.M.S.M. fait appel à votre solidarité pour aider les sinistrés du cyclone Haruna dans le sud de Madagascar. Vous pouvez donner votre contribution  au cours du prochain culte de ce dimanche 3 mars à 15h à Genève, à la Paroisse de la Servette (collecte supplémentaire) Les dons seront directement  versés aux personnes nécessiteuses par l’intermédiaire des anciens membres et amis de la FKMSM à Tuléar. Si vous ne pouvez pas venir au culte ce dimanche vous pouvez aussi  envoyer vos dons à

Communauté chrétienne Malagasy en Suisse et Environs
1200 GENEVE
CCP 10-27500-5  ( IBAN CH30 0900 0000 1002 7500 5 )
Mention : Cyclone Haruna

La FKMSM remercie de tout cœur les paroissiens de Saint-Laurent-Eglise qui ont offert spontanément la totalité de la collecte pour les sinistrés au cours du culte commun du dimanche 24 février auquel la chorale S.T.L., la pasteure Brigitte Rabarijaona et le pasteur Arintsoa Zafindriaka ont participé. Que Dieu vous bénisse.

Au nom du comité

Photos voir le lien / Sary jereo ny rohy:

http://www.google.ch/search?q=cyclone+haruna&hl=fr&tbm=isch&tbo=u&source=univ&sa=X&ei=AVEuUZrJMoSF4gTBjYHACA&sqi=2&ved=0CDwQsAQ&biw=1048&bih=730

 

cyclone1

Antso ho fanampiana any ireo tra-boina noho ny rivo-doza  Haruna

Ry rahalahy sy anabavy ao amin’i Kristy,

Ny  F.K.M.S.M. dia manao antso ho firaisankina amin’ireo tra-boina noho ny rivo-doza Haruna any amin’ny faritra atsimon’ny Madagasikara. Ny fanampiana dia afaka atolotra amin’ny fotoam-pivavahana izay hatao ny alahady 3 marsa amin’ny telo ora tolakandro ao Genève, Paroisse de la Servette (rakitra fanampiny) Ny  vola rehetra voaray dia omena mivantana ireo tra-boina amin’ny alalan’ireo mpikambana taloha sy naman’ny FKMSM any Toliara. Raha tsy afaka hanatrika ny fotoam-pivavahana ianao dia azonao koa ny mandrotsaka ny

fanomezanao ao amin’ny CCP 10-27500-5  (jereo io ambony)  Ny FKMSM dia misaotra eram-po eran-tsaina ny mpiangona ao Saint-Laurent Eglise tsy nisalasala nanome ny rakitra rehetra ho an’ny tra-boina, nandritry ny fotoam-pivavahana niarahana ary nandraisan’ny antoko-mpihira STL sy pasitera Brigitte Rabarijaona sy Arintsoa Zafindriaka anjara, ny alahady 24 febroary teo.

Andriamanitra anie hitahy anareo sy hamaly fitia anareo.
Amin’ny anaran’ny komity.

cyclone3

 

, , , , , , , , , , , , , , , , , ,