fkmsm

Repas de soutien, 16 septembre 2017, 12:00, Servette (GE)

11 Sep , 2017  

FANASANA

Mitohy hatrany ny ezaka ataon’ny fiangonana FKMSM ho fanampiana amin’ny fanatanterahana tetikasa any an-tanindrazana. Izany moa dia niantomboka efa ho 26 taona lasa izay : http://projet.fkmsm.ch

Ankehitriny dia manasa anareo izahay hanome tanana ka handray anjara amin’ny fiaraha-misakafo na « repas de soutien » izay hotanterahina ny

Asabotsy 16 septambra 2017 aminny 12h ao aminny

Salle Paroissiale de la Servette

Avenue Wendt 55

1203 Genève

Fandraisana anjara: 20CHF lehibe / 10CHF ankizy

 

Ny fanampiana rehetra voaray mandritra izay hetsika izany dia atokana tanteraka ho an’ny tetikasa rehetra tohanan’ny FKMSM any Madagasikara sy eto Soisy sy ny manodidina.

Manantena ny fahatongavanareo sy ny fanohananareo, ary koa manasa anareo mba hampita sy hampilaza amin’ireo tapaka sy namana.

Mba hanampy anay amin’ny fandaminana dia miangavy anareo izahay mba handefa aminay ny isanareo.

Raha te hanohana ianareo kanefa tsy afaka manatrika dia raisinay am-pitiavana izay foinareo mba ho “erikerika mahatondra-drano”. Indro ny kaonty ahafahana manao izany:

CCP: 10-27500-5

Dia misaotra eram-po anareo sahady amin’ny fiaraha-mientana ary manao veloma anareo amin’ny anaran’ny Tompo.

Ny komity

, ,

détente | ala-voly,fkmsm,kermesse,projet | tetikasa,solidarité | sosialy

Misaotra sy mankasitraka Tompoko ! Avec tous nos remerciements !

12 Sep , 2016  

 

Am-pifaliana tokoa no isaoranay anareo eram-po sy eran-tsaina noho ny fanontronanareo anay tamin’ny sakafo izay nokarakarainay ho fanohanana ny tetikasan’ny Fiangonana FKMSM any Madagasikara.
Manan-danja lehibe tokoa ny voa izay nafafinareo, mankasitraka tompoko!
Ilay Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie mbola hameno ny sompitrareo sy hitahy anareo.
Misaotra koa an’ireo izay nitondra am-bavaka ny fotoana na dia tsy afaka tonga aza. Manome fotoana anareo sahady izahay hiaraka hanohy ny ezaka amin’ny herin-taona.
Mirary soa indrindra

Ny vaomieran’ny Tetik’asa

————

Nous tenons à vous remercier chaleureusement pour votre participation au repas que nous avons organisé pour soutenir les projets de la FKMSM à Madagascar.
Les graines que vous avez semées sont d’une grande valeur, mille mercis!
Que le Dieu de l’abondance garnisse encore votre grange et vous bénisse.
Merci également à ceux qui ont porté ce moment en prière même s’ils n’ont pas pu se déplacer. Nous vous donnons d’ores et déjà rendez-vous pour l’année prochaine!

L’équipe des Projets

, , ,

culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm,g feminine | fanasina,nouvelles | vaovao,réveil | fifohazana,stl | Lausanne,valihan'i jehovah

Infos décembre

22 Déc , 2015  

Voici les prochaines activités de la FKMSM:

    Célébration de Noël, le 25 décembre 2015 à Lausanne

   Réveillon, le 31 décembre à Lausanne

   Culte de l’Épiphanie, le 3 janvier 2015 à Genève

    Renouvellement du comité pendant le mois de janvier

Vous êtes chaleureusement invité(e) 
à la célébration de Noël qui aura lieu le :

dimanche 25 décembre 2015 à partir de midi

au Temple de Sevelin Avenue de Tivoli 74, 1007 Lausanne



Programme:

12h Repas de Noël (repas canadien)

15h Culte de Noël

17h Fête, partage de cadeaux et bûches de Noël.

Merci de bien vouloir apporter vos bûches, vos instruments, préparer les chants et poésies de Noël.

En espérant vous rencontrer, nous vous transmettons nos salutations en Christ.

Le comité

Infos:
http://agenda.fkmsm.ch

, , , , , , , , , , , ,

culte | fivavahana,enfants | ankizy,fkmsm

25|12|13 – CULTE DE NOËL [Lausanne, CH]

24 Déc , 2013  

vvai

 

Vous êtes chaleureusement invité(e) 
à la célébration de Noël qui aura lieu le :

dimanche 25 décembre 2013 à midi

à la chapelle de Malley, Chemin De Rionza 2, 1020 Renens

Programme:

Repas de Noël (repas canadien)

Chaque famille apportera une bûche de noël chacune, en plus du repas.

puis culte de Noël à 15:00 avec baptême

Sentez-vous libres de venir même si vous n’apportez pas grand chose. N’hésitez pas à amener vos ami(e)s et vos connaissances en plus de vos familles.

Le comité

Infos:

comite@fkmsm.ch

 

 

 

Faly manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka hiara-hankalaza ny Krisimasy amin’ny

Alahady 25 Desambra 2013 amin’ny 12 atoandro

ao amin’ny chapelle de Malley, Chemin De Rionza 2, 1020 Renens

Fandaharam-potoana:

Fiaraha-misakafo (samy mivatsy ary hiaraha-mizara)

Samy mitondra “bûche de noel” ihany koa ny isam-pianakaviana, ankoatrin’ny sakafo.

Fanompoam-pivavahana amin’ny 15:00 miaraka amin’ny batisa.

Aza atao sakana ny fitondrana sakafo. Ento ny namana sy tapaka aman-kavana.

Ny komity

Fanazavana:

comite@fkmsm.ch

, , , , , , , ,

détente | ala-voly,fkmsm,nouvelles | vaovao

31|12|10 – RÉVEILLON DE LA SAINT SYLVESTRE [Sevelin, CH]

27 Déc , 2010  

Réveillon de la Saint-Sylvestre

Date
SAMEDI 31 DÉCEMBRE 2010 · à partir de 19h

Lieu SALLE PAROISSIALE DE SÉVELIN

Avenue de Tivoli 74, 1007 Lausanne


à partir de 19h
REPAS CANADIEN

dès 21h SOIRÉE DANSANTE

animé par Dj Sassa

contact( +41) 076 408 44 95

, , , , , , , , , , , , , , , ,