Warning: Use of undefined constant REQUEST_URI - assumed 'REQUEST_URI' (this will throw an Error in a future version of PHP) in /home/clients/b9e02524777c3b1ef01fac86edb7954f/web/agenda/wp-content/themes/fullby/functions.php on line 73
@genda | FKMSM

Announcements,détente | ala-voly,fkmsm

Retraite spirituelle FKMSM : 19 octobre 2019, Bogis-Bossey

8 Oct , 2019  

 


« Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho. » Salamo 25:4

Manasa anao handray anjara amin’ny « Retraite Spirituelle » karakarain’ny FKMSM ao Bossey:

Institut Œcuménique
Château de Bossey
Chemin Chènevière 2
1279 Bogis-Bossey

Mangataka antsika hanomana ny lohahevitra hoe : « Ampahafantaro ny lalanao aho »
Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 19 Oktobra 2019, amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 5 ora hariva

Sakafo ny sabotsy atoandro dia : CHF 25.- isan’ny olona / CHF15 ny -18 ans / enfants – 5 ans miaraka vilia amin’ny ray aman-dreniny tsy mandoa.

Ny fisoratana anarana dia efa misokatra  ary mifarana ny Alahady 13 Oktobra 2019.

Whatsapp Seraweb FKMSM [078 615 92 15] na amin’ny alalan’ny mail: komity[at]fkmsm.ch

Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana avy amin’ny Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny komity

———–

« Seigneur, enseigne-moi tes voies, fais-moi connaître ta route. » Psaume 25:4

Nous vous invitons pour une retraite spirituelle à l’Institut de Œcuménique de Bossey :

Institut Œcuménique
Château de Bossey
Chemin Chènevière 2
1279 Bogis-Bossey

Date : samedi 19 octobre 2019 de 9h à 17h

Le thème à préparer par chacun est : « Enseigne-moi tes voies »

Repas : CHF 25.-/pers. ; / tarif -18ans 15.- et enfants – 5 ans partageant l’assiette des parents le repas n’est pas facturé.

Inscription se termine le  dimanche 13 octobre 2019.

Par Whatsapp Seraweb FKMSM [078 615 92 15] ou par mail comite[at]fkmsm.ch

Avec nos salutations fraternelles et la Paix du Christ.

Le comité

, , ,

Announcements,détente | ala-voly,fkmsm

Retraite spirituelle FKMSM : 20 octobre 2018, Crêt-Bérard

18 Oct , 2018  

Retraite Spirituelle

« Fa, izaho, dia ny ho akaikin’Andriamanitra no mahatsara ahy;

Hianao, Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, mba hilaza ny asanao rehetra aho. » Salamo 73:28

Manasa anao handray anjara amin’ny « Retraite Spirituelle » karakarain’ny FKMSM
ao Crêt-Bérard
Ch. de la Chapelle 19a
CH-1070 Puidoux .

Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 20 Oktobra, amin’ny 9 ora maraina

Fanamarihana vitsivitsy

Mangataka antsika hanomana ny  lohahevitra hoe : « Ny Fiangonana [ko] »

Sakafo ny sabotsy 20 Oktobra 2017, atoandro CHF 20.- isan’ny olona / tarifs enfants. ( -> 14 ans CHF 14.-/enfants <- 14 ans CHF 18.-/ ados.)

Ny fanazavana fanampiny dia azo amin’ny fanoratana mivantana  amin’ny komity : komity[at]fkmsm.ch

Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana avy amin’ny Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny komity


« Pour moi, mon bonheur, c’est de m’approcher de Dieu.

Je place mon refuge en toi, Seigneur, Éternel, afin de raconter tout ce que tu fais. » Psaume 73,28

Nous vous invitons pour une retraite spirituelle à Crêt-Bérard
Ch. de la Chapelle 19a
CH-1070 Puidoux

Date : 20 octobre 2018

Le thème à préparer par chacun est : « [Mon] L’ Église »

Repas du samedi 20 octobre à midi CHF 20.-/pers. ; / tarif enfants. -> 14 ans CHF 14.- ; tarif ados <- 14 ans CHF 18.-.

Informatisations supplémentaires : comite[@]fkmsm.ch

Avec nos salutations  fraternelles et la Paix du Christ.

Le comité

,

fkmsm

Retraite spirituelle FKMSM : 22-23 octobre 2016, Notre-Dame de La Salette, FR

27 Sep , 2016  

notre-dame-de-la-salette

FKMSM

Retraite Spirituelle

« Sambatra ny mamindra fo, fa hamindrana fo izy. » Matio 5 :7

Manasa anao handray anjara amin’ny Retraite Spirituelle karakarain’ny FKMSM
ao Notre-Dame de La Salette.

Ny fotoana dia hanomboka ny sabotsy 22 Oktobra, amin’ny 11 ora maraina

Ny saran-dasy:

53.25 Euros isan’olona

Fanamarihana vitsivitsy

Sakafo ny sabotsy 22 Oktobra 2016, atoandro (repas canadien)

Afaka milaza mialoha raha ho tonga 21 Oktobra ka hanainga ny 24 Okrotbra.

Ny fisoratana anarana

dia efa misokatra  ary mifarana mandritra ny fotoam-pivavahana amin’ny

Alahady 2 Oktobra 2016.

Ny fanazavana fanampiny dia azo amin’ny fanoratana mivantana amin’ny komity komiy[at]fkmsm.ch.

Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana avy amin’ny Jesosy Kristy Tompontsika.

Ny komity


« Heureux les miséricordieux, car ils obtiendront miséricorde. » Mt 5,7

Nous vous invitons pour une retraite spirituelle au Sanctuaire Notre-Dame de La Salette

qui se trouve au sud-est de la France à 1800 m d’altitude.

Date : 22-23 octobre 2016

Le tarif du séjour est d’environ 53.25 euros par personnes

Quelques remarques :

Repas canadien samedi 22 octobre

Possibilité d’arriver la veille, vendredi 21 et de partir le lendemain lundi 24 octobre.

Inscription se termine pendant le culte le dimanche 2 octobre 2016

Informations supplémentaires: comite[at]fkmsm.ch

Avec nos salutations  fraternelles et la Paix du Christ.

Le comité

, , ,

fkmsm

Retraite spirituelle FKMSM : 21-22 novembre 2015, Chalet du Chamois, 1637 Charmey

20 Nov , 2015  

FKMSM

Retraite Spirituelle

« Iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny batisa », Efesiana 4:5

Manasa anao hanatrika ny Retraite Spirituelle karakarain’ny FKMSM izay hatao
ny sabotsy sy alahady,  21 – 22 novambra 2015
ao Chalet du Chamois, Vallée de Motélon, 1637  Charmey, en Gruyère (FR)

Ny fotoana dia hanombo ka ny sabotsy 21 novambra, amin’ny 10 ora maraina

Ny programa mandritra ny Retraite spirituelle :
– Fampianarana mifandraika amin’ny Teny faneva faha-30 taonan’ny FKMSM
– Fotoam-piderana
– Fotoam-pivavahana
– Asa sy Fampaherezana ho an’izay maniry

Ny saran-dasy:
30 CHF ho an’ny olon-dehibe,
10 CHF ho an’ny 7-16 taona.
Tsy mando a sarandasy ny zaza latsaky ny 6 taona.

Fitaovana entin’ny mpilasy:
– Baiboly sy fihirana
– Fitaovana fandraisana an-tsoratra
– Sac de couchage
– Fonon’ondana
– Fonom-pandriana
– Sakafo ny sabotsy 21 novambra 2015, atoandro (repas canadien)

Ny fanazavana fanampiny dia azo amin’ny fanoratana mivantana amin’ny kom ity.

Ho aminao sy ny ankohonanao anie ny Fiadanana sy Fitahiana avy amin’ny Tompo.

Ny komity: comite@fkmsm.ch

, , ,