Non classé

Fotoam-pivavahana / célébration, 20 septembre 2020, 15:00, Ecublens (VD)

18 Sep , 2020  

Fotoana manaraka – Prochains RDV

Dimanche 20 septembre 2020 @ 15h > Temple d’Ecublens

Faly manasa anao amin’ny fiaraha-mivavaka FKMSM ny Alahady 20 Septambra ho avy izao, @ 3 ora tolakandro ao Ecublens.

Faly indray hifankahita aminao!

3ème dimanche – Lausanne
Place du Motty 1
1024 Ecublens

Non classé

Fiverenan’ny fotoam-pivavahana , 06 septembre 2020, 15:00, Servette (GE)

3 Sep , 2020  

Fotoana manaraka – Prochain RDV

Dimanche 06 septembre 2020 @ 15h > Temple de la Servette – Genève

Fotoam-pivavahana – Célébration

Avenue Wendt 55

1203 Genève

—-

ENSEMBLE, CONTRE LE COVID-19

Ireto misy toromarika vitsivitsy ho antsika Fiangonana:

  • Aza adino ny saron-tavanao.
  • Hisy fanadiovana tanana ao an-toerana.
  • Hajao ny elanelana amin’ny mpandray anjara.
  • Mbola mihidy ny toerana filalaovan’ny ankizy.
  • Tsy misy après-culte.

Voici quelques recommandations pour les Églises :

  • N’oubliez pas votre masque.
  • Désinfection des mains sur place.
  • Respecter la distance entre les participantes et participants.
  • Le coin-jeux pour enfants est fermé.
  • Il n’y aura pas d’après-culte.

Koa taomy ny namana sy ny havana rehetra.

Aoka samy hitondra amim-bavaka izany fotoana izany isika.

Dia manonona ny fiadanan’ny Tompo hirotsaka amintsika mianakavy.

Ny komity.

Announcements,fkmsm

Newsletter #18, 2020

12 Juil , 2020  

Nous vous souhaitons un très bel et bon été !

« Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana. » Matio 11:28

« Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et chargés, et je vous donnerai du repos. » Mathieu 11,28

Newsletter avril à juin 2020. #insidefkmsm #allervers #journaldebord

Non classé

Fankalazana ny fetim-pirenena Malagasy – Fête nationale de Madagascar , 26 juin 2020 à 20h, en ligne

25 Juin , 2020  

Ao @ Zoom ny fotoana ifanomezana!


Noho ny tsingerin-taona faha-60 niverenan’ny Fahaleovantena dia

am-pifaliana no anasana anao ny:


Zoma 26 jona 2020 amin’ny 8 ora hariva (GMT+2) ao @ Zoom.

A l’occasion de la célébration du 60ème anniversaire de l’Indépendance de Madagascar,

nous invitons tous les Malagasy et les amis de Madagascar le :


Vendredi 26 juin 2020 à 20h en ligne sur Zoom.


https://us02web.zoom.us/j/81388750746
ID de réunion : 813 8875 0746

,

Non classé

NEWSLETTER #17, 2020

7 Avr , 2020  

Bonjour à toutes et à tous,
Nous avons sélectionné pour vous quelques photos de nos activités du mois de janvier au mois de mars 2020.
N’hésitez pas à nous envoyer vos infos, photos à seraweb[@]fkmsm.ch.
Nous nous ferons un plaisir de les relayer.
Meilleures salutations

Salama tompoko,
Zarainay aminao sary vitsivitsy ny hetsika nataontsika farany t@ volana Janoary– Martsa 2020.
Aza misalasala mizara ny vaovao sy ny sary ary mandefa @ seraweb[@]fkmsm.ch
Mirary soa anao sy ny ankohonanao

« Ho Azy anie ny voninahitra mandrakizay mandrakizay. Amena. »

Communauté œcuménique chrétienne malgache en Suisse et aux environs
Fiangonana Kristiana Malagasy eto Soisa sy ny Manodidina

, , ,